Litera m
Mihezaheza: (hezaheza) mt. s. (mihezahezà): Mijoro, mitsangana, misalasala.
tohiny
Mihiaka: (hiaka) mt. s.: Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony…tohiny
Mihiboka: (hiboka) mt. s. (mihiboha): Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano…tohiny
Mihidy: (hidy) mt. s. (mihidia): Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny uavaha dy. 1 Mijanona ao anaty trano,…tohiny
Mihifika: (hifika) mt. s. (mihifiha): Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika. • Mandà, tsy mankasitraka…tohiny
Mihihitra: (hihitra) mt. s. (mihihira): Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io…tohiny
Mihihy: (hihy) mt. p.: Mikiky na manesotra tsikelikely ny faritra ivelany amin'ny trondro, mangahazo...
tohiny
Mihika: (hika) mt. s.: Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano.…tohiny
Mihilahila: (hilahila) mt. s,: Tsy tsara fitoetra ka mirai-ka na mitongilana miankavia miankavanana.
tohiny
Mihilana: (hilana) mt. s. (mihilàna): Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana…tohiny
Mihilontrilona: (hilontrilona) p.t.: Manjelanjelatra, mitsipendrampendrana.
tohiny
Mihimokimoka: (kimoka) mt. s. (mihimokimoha): Manao hehy somary hazonkazonina fa tsy alefa tsara.
tohiny
Mihinakinaka: (hinakinaka) p. t.: Sady lehibe no matavy, misanehaka, miehakehaka.
tohiny
Mihinana: (hinana) mt. P. (mihindna): Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinambary ny…tohiny
Mihindrahindra: (hindrahindra) mt. s. (mihindrahindrà): Mi karenjirenjy, mipelipelika, mijefijefy.
tohiny
Mihinjaka: (hinjaka) mt. s. (mihinjaha): Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka…tohiny
Mihinjihinjy: (hinjihinjy) mt. s.: Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny. (• Mampihenjana…tohiny
