Litera m
Mikitrana: (kitrana) mt, s. (mikitràna): Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin'izahay nandeha…tohiny
Mikitro: (kitro) mt. s. (mikitroa): Mametraka (vatom-panorona) eo amin'ny tampona anankiroa tsy mifanitsy.
tohiny
Mikitroka: (kitroka) mt. s. (mikitroha) : Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona,…tohiny
Mikitsantsona: (kitsantsona) mt. s.: Miteny mafy no mikarantsana, mimentsomentsona foana.
tohiny
Mikitsaotsao: (kitsaotsao) p.t.: Matsatso sady mitsatsàka misimisy ranony: Mikitsaotsao izany mangahazo izany.
tohiny
Mikivilivily: (kivilivily) mt. s. (mikiuilivilia): Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily:…tohiny
Mikizaka: (kizaka) mt. s. (mikizaha): Maneso, manome tsiny, mamelively, mandevilevy, mamoapoaka.
tohiny
Mikizo: (kizo) mt. s.: Tonga mahantra, fadiranovana. ? Mandeha indray maka dia lanin'ny andaniny daholo ny vaton'ny…tohiny
Mikoa: (koa) mt. s.: Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany. ¶ M. h.: Mihetsaka, miletsy. ?…tohiny
Mikobaba: (kobaba) mt. s. (mikobabà): Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay…tohiny
Mikobabaka: (kobabaka) mt. s. (mikobabaha): Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena:…tohiny
Mikobaka: (kobaka) mt. s.: Voasasa ao anaty rano. ? Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody…tohiny
Mikobana: (kobana) mt. s.: (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan'ny…tohiny
Mikobona: (kobona) mt. s. (mikobona): Mirakotra tentera-ka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin'ny lambany…tohiny
Mikodadaka: (kodada, kodadaka) mt. s. (mikodadaha): Miteny haingana noho ny fahatairana.
tohiny
Mikodana: (kodana) mt. s.: Midadasika ary makadiry: Mikodàna ny kianja. ? Malalaka: Mikodàna ny arabe.
tohiny
Mikodedy: Mikodedika (kodedy, kodedika) mt. s. (mikodede, mikodedeha): Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra…tohiny
