Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mikororosy: (kororosy) mt. s. (mikororosia): Manao ankororosy. ? Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-teuana…tohiny
Mikorosy: (korosy) mt. s. (mikorosia): Misosa na mikorotsaka, fa amin'ny ilany ihany. tohiny
Mikorotika: (korotika) mt, a. (mikoroteha): Rovitra, kotika. ? Simba. ? Misavorovoro. ? Simba, mikorontana: Mikorotika…tohiny
Mikorotsaka: (korotsaka) mt. s. (mikorotsaha): Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy. ?…tohiny
Mikosesy: (kosesy) mt, s. (mikosese): Mandeha haingana loatra: Nikosesy loatra ny diany. / Nikosesy ny fitenin'io…tohiny
Mikosika: (kosika) mt. s. (mikoseha): Mamaoka mafy, mandilotra, mikiky. tohiny
Mikosina: (kosina) mt. s. (mikosena): Miforitra, mitavana mihosina amin'ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka…tohiny
Mikosoka: (kosoka) mt.p. (mikosoha): Mikasoka mafy hialan'ny loto na hanorotoroana. tohiny
Mikotana: (kotana) mt. s. (mikotàna): Mitabataba: Mikotana ny tany amin'izao fotoana izao. ? Tsy mifanaraka: Mikotana…tohiny
Mikotika: (kotika) mt, s: Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao? ? Misafotofoto…tohiny
Mikotona: (kotona) p.t.: Mifanety, mifanizina fatratra, mikitroka. tohiny
Mikotrakotraka: (kotrakotraka) mt. s.: Mangotraka, mandevy ka miketriketrika. tohiny
Mikotrakotraka: (kotrakotraka) mt. s.: Mifampipoka. 'Mikotrana (kotrana) mt, s. (mikotràna): Mifampipdka, mifandona:…tohiny
Mikotrefa: (kotrefa) mt. s,: Mandeha ketraka ila ka mikotringa. tohiny
Mikotrefaka: (kotrefa) p. t,: Mandringa, mikotringa. tohiny
Mikotretrika: (kotretrika) mt. s. na p.t. (mikotretreha): Mitomany lava, mitaraindraina, mody mitomany, koreha. tohiny
Mikotrifatrifa: (kotrifatrifa) p. t.: Mandringandringa. tohiny
Mikotrika: (kotrika) mt. s. (mikotreha): Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika…tohiny
Mikotringa: (kotringa) p. t.: Mandringa, tsy marim-pamindra fa miavo miiva. ¶ M.h.: Mandringa, kotrefa, kotrefaka,…tohiny
Mikotritratritra: (kotritratritra) mt. s.: Mitrifantrifam-poana, tsy mahatsiaro henatra amin' ny fihetsiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0213