Litera m
Milavo: (lavo) mt. s.: Mianjera avy eo amin'ny toerana iray ambony ho amin'ny ambany. - F,-p,: Milauo lefona:…tohiny
Milaza: (laza) mt, p. (milazà): Mampahalala zavatra amin' ny alalan'ny teny na soratra: Hilaza zaua-baouao mahatalanjona…tohiny
Milebolebo: (lebolebo) mt, s.: Ta-handoa, mahatsiaro ho maloiloy, mivivy toy ny ta handoa. (Ny fiteny matetika dia…tohiny
Milefa: (lefa) mt. s. (milefà na milefasa): Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boioky. • Mandositra, lasa…tohiny
Milefitra: (lefitra) mt. s. (mile-fera): Miforitra: Milefitra be ihany ity taratasy ity fa soloy. • Manaiky, manoa,…tohiny
Milefolefo: (lefolefo) p. t.: Mile-titra, miforitra.
tohiny
Milejolejo: (lejolejo) p.t.: Lava milefolefo, miforitra,
tohiny
Milelaka: (lelaka) mt. s. (milelafa): Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Axa milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy…tohiny
Milelalela: (lelalela) mt. s. (miletalelà): Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin'ilay…tohiny
Milembalemba: (lembalemba) p.t.: Ilazana havoana misy tany marin-tampona er3 amboniny.
tohiny
Milembolembo: (lembolembo) mt. s.: Maloiloy, ta handoa noho ny fofona ratsy.
tohiny
Milendalenda: (lendalenda) mt, s.: Maniry mafy, mihoalahoala te hihinana na ta hahazo.
tohiny
Milenodenoka: (lenodenoka) p. t.: Maniry tsara, midokadoka mahafinaritra.
tohiny
