Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mirefotra: (refotra) mt. s. (mirefota): Mitriatra, mitefoka: Mitriatra, mirefotra ny rantsan-kazo. 1 Mipoaka: Mirefotra…tohiny
Mirehaka: (rehaka) mt. s.: Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray. tohiny
Mirehitra: (rehitra) mt. s. (mireheta): Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina. • Tsy maty:…tohiny
Mirehoka: (rehoka) mt. s.: Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty). 1 Enti-milaza ny olona miala aina, izay…tohiny
Miremarema: (remarema) p.t.: Lehibe mitaritarika. tohiny
Miremby: (remby) mt. P. (mirembe na mirembeza): Mitady haza, miambezo, mitampesona. tohiny
Mirendrarendra: (rendrarendra) p.t.: (zavatra) Madera, vita ravaka kanto. ? (olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena.…tohiny
Mirendrena: (rendrena) mt. s.: Mandeha etsy mandeha eroa. tohiny
Mirendrika: (rendrika) mt. s. (mirendreha): Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin'ny tsara na ho amin'ny…tohiny
Mirendrirendry: (rendrirendry) p.t. sady mt s.: JembY, jambena. • h.o.: Mibedibedy foana, mirediredy. tohiny
Mirenireny: (renireny) mt. s.: Mandehandeha etsy sy eroa tsy misy antony. tohiny
Mirenoka: (renoka) p.t.: Varia-na, sondriana, revo. tohiny
Mirenty: (renty) p.t. (mirente): Mihaingo, miravaka. tohiny
Mireona: Mireondreona (reona) mt. s. na p.t.: Maneno manako, mirohondrohona: Nireondreona eran'ny lohasaha ny…tohiny
Mireondreona: (reondreona) p. t.: Enti-milaza feo manehoeho. tohiny
Mireotra: (reotra) p.t.: Mipiaka, mirefotra (toy ny rantsankazo tapahina). tohiny
Mireparepa: (reparepa) mt. s.: Mitaritarika: Mireparepa ny ziponao. tohiny
Mirepirepy: (repirepy) mt. Mitotototo atsy mitotototo aroa noho ny tahotra, ny fahasahiranana; miapanapana. tohiny
Mirepoka: (repoka) mt. s. (mirepoha): Mikarepoka, mikepokepoka. tohiny
Mireraka: (reraka) p.t.: Mivaha dia miboraka; mihaketraka, migedragedra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047