Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mirerarera: (rerarera) mt. s. na p. t.: Mitafy tsizarizary, miroradroraka. 1 Mibarera, mirefarefa ka mitaritarika…tohiny
Miresaka: (resaka) mt. s. (miresaha): Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany. • Manao teny…tohiny
Miresaresa: (resaresa) mt. s. (miresaresà): Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona…tohiny
Miretaka: (retaka) mt, s. (miretaha): Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana. 1 Mipetraka na matory…tohiny
Miretareta: (retareta) mt. s. (miretaretà): Mitaredretra, mitavozavoza. tohiny
Miretidretika: (retidretika) mt. s. na p.t.: Misafotofoto, mikotikotika, tsy milamina, misomaradirnbana. tohiny
Miretsika: Miretsidretsika (retsika) mt. s.: Manche volivoly. 1 Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika…tohiny
Mirezareza: (rezareza) mt. s. (mirezarezà): Mandeha miadana misonanina manketsy sy mankaroa. tohiny
Mirezatra: Mirezadrezatra (rezatra) mt. s. (mirezadrezata): Mitezitra, miteny an-katezerana, mitrerona. tohiny
Miriadriaka: (riadriaka) Falifaly tafaraka. tohiny
Miriadriatra: (riadriatra) mt. s.: Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy…tohiny
Miriaka: (riaka) mt s.: Mande-ha miara-be (toy ny akohokely, ny ankizy)• tohiny
Miriandriana: (riandriana) mt. s.: Milalao, mikarenjy, miriariaria. tohiny
Miriaria: (riaria) mt. s. (miriariaua): Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran'ny ala ny voron-kely.…tohiny
Miriatra: (riatra) mt. s. (miriata): Mandositra. ? Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra.…tohiny
Miribariba: (ribariba) p.t.: Mirotarota tahaka ny kibo be ; mikonesanesa rehefa mandeha. tohiny
Miridana: (ridana) mt. s. (miridàna): Milefa mandositra betsaka indray miaraka: Niridana ny mpianatra raha uao…tohiny
Miridiridy: (ridiridy) mt. s. (miridiridia): Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io. ? Mijoro…tohiny
Mirifatra: (rifatra) mt. s. (mirifata): Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin'izay ireo andiam-borona.…tohiny
Mirihana: (rihana) p.t.: Misy rihana: Trano mirihana no tadiauinay. ? Misy ngorodona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1059