Litera a
Atopy: (topy) mt. at. (atopazo): Atodika (maso): Atopazo miankandrefana ny masonao fa saha mahafinaritra no…tohiny
Atoraka: (toraka) mt, at. (atorahy): Enti-milaza ny vato na zavatra hala atsipy mba hahavoa: It? ilay vato natorany…tohiny
Atoro: (toro) rat. at, (atoroy): Tondroina: Atoroy ahy ny trano houidinareo izany. ~ Ampahafantarina, lazaina:…tohiny
AtOrosy: (torosy) mt, at. (atorosio): Atao mitovy torosY na tantana amin'ny alalan'ny tsipika. 1 mt, fit,: Entina…tohiny
Atosaka: (tosaka) mt. at. na rat. fit. (atosahy): Atobaka, tapahina. / Entina manatobaka, entina manapaka.
tohiny
Atosika: (tosika) mt. at, (atoseho): Aronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka na handroaka azy:…tohiny
Atotongana: (totongana) mt. at. (atotongàno): Ahilana, ahohoka: Atotongàno ny jaogy. •Ihoarana: Natotongan' ny zandriny…tohiny
Atotototo: (totototo) mt, at. (atotototoy): Asainamitotototo, asaina mivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy…tohiny
Atototra: (tototra) mt fit. (atotory): Entina manototra, mameno: Ity ranon-tany it? no hatototrao itsy lavaka…tohiny
Atovana: (tovana) mt, at. (atouàno): Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin'ny fototeny mba hanaouana…tohiny
Atovo: (tovo) mt. fit. (atouozy): Entina manovo, na ma-ka rano hatao ao'anaty siny na zavatra hala: Kely loatra…tohiny
