Litera A
Avanditra: (vanditra) mt, at. sady mt. fit. (avandiro): Atao mivohitra na mampivohitra; entina mamanditra.
tohiny
Avandravandra: (vandravandra) mt. at. (avandravandrào): Enti-milaza ny maso afantoka tsy mipy amin-katezerana.
tohiny
Avangy: (vangy) mt. fit. (avangio): Enti-mamangy: Tsy manan-komena izahay fa ny fo no avangy el
tohiny
Avantana: (uantana) mt, at. (avantàno): Tsy alefa mankatsy mankar? fa alefa mahitsy: Avantano ao amin'i Da-da…tohiny
Avao: (fit.-p.) p. mt.: Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana. 1 Monja: Irai-ka avao no tonga ny…tohiny
Avaotra: a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny fakany (Smilax krussiana).
tohiny
Avaotra: na Havaotra a.: Karazan-javamanfry mandadina be tsilo nahatonga ilay fitenenana hoe: "Mpianala tsy mahay…tohiny
Avaratra: a: Iray amin'ny vazan-tany efatra, an-kavian'ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny…tohiny
