Litera A
Avatravatra: (vatravatra) mt. at. (avatrauatrào): Alatsaka mahery.
tohiny
Avatsavatsa: (vatsavatsa) mt, fit. (avatsavatsào): Entina mamatsavatsa.
tohiny
Avatsy: (vatsy) mt. at. (avatsio): Omena hatao vatsy: Volavolam-bary sy henan' akoho no navatsiny anay.
tohiny
Avazivazy: (vazivazy) mt. fit. (avazivazio): Entina mamazivazy, manao teny kivalavala, tsy manaja.
tohiny
Avelo: a.: Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian'ny…tohiny
Avendrivendry: (vendriuendry) mt. at. (auendrivendrèo): Lalaovina, vazivazina. 1 Arenireny, ariorio.
tohiny
Avenina: (avina) mt. ih. (aveno): Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay a-sa…tohiny
