Litera A
Avorina: (vorina) mf, at. (avoreno): Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy…tohiny
Avosa: ft.: Fitobian-javatra betsaka miavoavo. - t.i.f.: Miavosa, fiavosa / favosana,fiavosana.
tohiny
Avotana: (avotra) mt ih. (avoty): Vonjena amin'ny fahavoazana, amin'ny mahaporitra: Nauotany tamin'ny fanandevozana…tohiny
Avotra: ft.: Famonjena. • Fanafahana na fanalana ao anatin'ny loza. / Fividianan-javatra efa an'ny tena taloha…tohiny
Avotretrika: (votretrika) mt. at. (avotretreho): Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny…tohiny
Avotrovotro: (votrovotro) mt. at. (avotrouotroy): Atao tonga mandrotsirotsY, marokoroko,
tohiny
Avovona: (vovona) mt. at (avovbny): Ampifanongoavina, atao antontany: Aza auovona eto an-tokotany ny fako fa…tohiny
Avoy: (voy) mt. fit. (avoizo): Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana…tohiny
Avozihitra: (vozihitra) mt. at. (avoz ih fro): Abontsina be, a-tao mizihitra be.
tohiny
Avrily: (fr. avril), na Aprily (angl. april) a.: Volana fahefatra amin'ny taona araka ny kalandrie vahiny izay…tohiny
