Litera E

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Efatra: p.i. : Telo ampiana iray : Efatra ny rindrin'ny trano. - t.i.f. : Efarina J manefatra, fanefatra, mpanefatra 1 anafarana, fanefarana 1 miefatra, fiefatra, mpiefatra f ?efarana, fiefarana 1 fahefatra / inefatra / tsiefatrefatra f mantne. fatra, faninefany / ampahefany 1 hefaxana. a F.-p.: Efa-dafY: sary misY lafiny efatra. / Efamira : sary efa-ioro mitovy ny lafiny efatra. / Tapitra efatra : ma-nana ny toetra tsara rehetra, lavoraxy,tapitra ohatra. Ahitsio
Eferana: (efitra) mt.ih, (efero) : Asiana efitra na zavatra atao manelanelana : Tsy maintsy eferana ireto tavoahangy ireto sao mifampipoaka ao anaty fiara ao ka uaky. Ahitsio
Efitra: a. : Tany foana tsy misy olona : Tana be efitra any A-frika. - t.i.f. : Mianefitra. a F, -p. : Any an'efitra any : any anaty akata any. * Ohab. : Aleo maty olo-malaina, toy izay uaky vilany mianefitra (jar. Mianefitra). Ahitsio
Efitra: a. : Zavatra atao eo anelanelan'ny zavatra roa tiana ho voasaraka : Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo. 1 Ireo fizarazarana amin'ny trano iray voasarakY ny drina : Mis), efitra dimy nY tranonay (ny fizarazarana amin'ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra : Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) 1 : Eferana, entra f voaefitra / manefitra, fanefitra, mpanefitra 1 aneferana, faneferana / miefitxa, fiefitra, mpiefitra f ieferana, fieferana, mahefitra. a F.-p. : Manangana efitra : manao izay hisarahana. Ahitsio
Efokefoka: ft. : Enti-milaza fisafoahana amim-pahatezerana; hatezerana. 1 ait. : Miefokefoka, fiefokefoka, mpiefokefoka 1 lefokefohana, fiefokefohana 1 mahefokefoka. Ahitsio
Efona: Efonefona a. : Fisafoahana, hatezerana ateraky nY fiheveran-tena ho ambony. HasempotsemPOrana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. - t.i.f. : Miefonefona, fief onefona, mpiefonefona / iefonefonana, fiefonefonana f mahefonefona. Ahitsio
Eglizy: a. : Fitambaran'nY kristianina iraY filoha sy iray foto-pamPianarana. 1 H.t : Trano ivorian'ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombarn-Pivavahana sarnihafa. (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin'ny eglizy ary misy andalan ' an-dry roa mifanindrana mainpisaraka azY ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo am n' izy kely sakana nefa la-va mitsoroaka; amin'ity hevitra it9 ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy). Ahitsio
Ehaka: a. : Fiaina sempotsempotra. ¶ M.h. : Fahasemporana, fisanehaka, fiehakehaka. 1 Etaketaka, edinedina. - t.i.f. : Miehaka, fiehaka, mpiehaka 1 manehakehaka. Ahitsio
Ehana: a. : Fiandoha-mamindra manano sarotra noho ny tsY fahampian-kery. i t. if. : Miehana. Ahitsio
Ehe: t.-p, : Tsy izany akorY, tsy izany velively : Ehe! tsy niteny izany aho! Ahitsio
Ehina: (aika) mtih. (eho) : Terena. 1 Vorina : Eho ny mpianatra fa misy vaovao lehibe holazaina aminy. Ahitsio
Ehitra: a. : Aretin-kibo izay mahatonga ny fivalanana ho toy ny rano. - t.i.f. : Manehitra. Ahitsio
Ehoeho: ft. : Ilazana feon-javatra re lavitra toa mirehondrehona. 1 H.i. : Lazan-javatra fantatra hatraiza hatraiza. 1 t. f. f. : Manehoeho, fanehoeho janehonehoana,fanehonehoana. Ahitsio
Eisy: Ampiasaina araka ny toe-j?vatra mitranga: Na fandavana izany : Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany, na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga : Eisy! aza atao mahakiuy izany! Ahitsio
Eja: (t.tr.) a. : Zara, vintana. 1 Enjinenjina. 1 Hatsaran-tarehy fatratra, fiendrehana. i t.i.f. : Meja, Ahitsio
Ejipsianina: (fr. egyp8en) a: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Ejiptra: Anisan'ny firenena nalaza hatramin'ny fahagolan-tany ny E-jipsianina. 1 p.t.: Momba an' i Ejiptra na an'i Ejiptra na avy any Ejiptra: Resin'ny tafika israeiianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin'ny ady uoalohany nifanaouan'ny roa ton ta. Ahitsio
Ekany: p.mt. : Asolon'ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahajteo : Hiainga rahampitso ihany ue ianao Ekany! Ahitsio
Ekena: (eky) mt.fh, (ekeo) : Tsy lavina, ankatoavina : Nekena ny fangatahanao ka mifalia. Ahitsio
Ekoatera: (fr. équateur) a.: Ts'rpika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoanY ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin'ny tendrony atsirno sy avaratra. Ahitsio
Ekoatorianina: (fr. Equator(en) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'i Ekoatera (A-merika atsimo): Ny fambofena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina 1 p.t.: Momba an'i Ekoatera, an'i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina. Ahitsio