Litera F
Figadragadra: (gadragadra) a.: Toetran'ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky…tohiny
Figagana: (gaga) a.: Fihetsehantsaina amam-panahy eo anoloan-javatra tsy fahita andavanandro, amin'ny lafiny tsara…tohiny
Figaina: Figaingaina (gaina) a.: Toetran'ny andro migaingaina, izany hoe mafana aoka izany tsy misy rahona. tohiny
Figalabina: (galabina) a.: Toetran'ny olona migalabina, izany hoe miadana tsara.
tohiny
Figalabinana: (galabina) a.: Fiadanana, filaminana tanteraka.
tohiny
Figanagana: (ganagana) a.: Fomba fiantso ny vorombazaha.
tohiny
Figanaganana: (ganagana) a.: Fiantsoana ny vorombazaha.
tohiny
Figararana: (gararana) a.: Toetran'ny rano migararĂ na, na misy feo eo am-pikorianana.
tohiny
