Litera F
Fihafiana: (hafy) o.: Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana.…tohiny
Fihafo: (Ski) a.: Zavatra maivana toy ny bosoa atao amin'ny tenatenan'ny tadimpintana mba hahalalana ny fanaikitry…tohiny
Fihahafana: (hahaka) a.: Fiparitahana, fielezana; fandehanan'ny saina ats? air.
tohiny
Fihahaka: (hahaka) a.: Toetran'ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha.
tohiny
Fihahazana: (hahy) a,: Fipetrahana amin'ny toerana misy hainandro mba ho main: E-to no fihahazan'ny lamba avy nosasana.…tohiny
Fihahohaho: (hahohaho) a.: Toetran'ny zavatra na olona mihahohaho, miretsidretsika be dia be.
tohiny
Fihahohahoana: (hahohaho) a.: Fahabetsahana.
tohiny
Fihaikaika: (haikaika) a.: Fomba fanaovana kivazivazy.
tohiny
Fihaingihaingy: (haingihaingy) a.: Fahamenamenarana.
tohiny
Fihaingoana: (haingo) a.: Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena. t• Ny zavatra…tohiny
Fihainoana: (haino) a.: Fitaovan'ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon'ny fo.
tohiny
Fihainoana: (haino) a.: Fanongilanan-tsofina mba hanche; fanekena (fangatahana); fitaovana entina mihaino.
tohiny
Fihaitrairana: (haitraitra) a.: Fiangolangolana, fiangentsangentsanana.
tohiny
Fihaitraitra: (haitraitra) a.: Toetran'ny olona mihaitraitra na miangentsangentsana, miangolangola.
tohiny
