Litera F
Fikoropahana: (koropaka) a.: Fihetsehana toa tsy voahevitra loatra, ka tsy mandeha amin'lzay izy ny atao noho ny fahamaikana…tohiny
Fikoropaka: (koropaka) a.: Fomba entina mikoropaka, izany hoe mihetsika maika sy maimay ka toa tsy voahevitra loatra…tohiny
Fikororohana: (kororoka) a.: Fanalana ny vary amin'ny fako na bozaka miaraka aminy. ~ Fanaratsiana mihoapampana: Aiza…tohiny
Fikororoka: (kororoka) a.: Fomba entina mikororoka, izany hoe manala ny vary amin'ny fako na bozaka miaraka aminy.…tohiny
Fikororosiana: (kororosy) a.: Fidinana mitambotsotra, izany hoe fikorotsahana fotsiny hatrany; fikodingidingiana, fivarimbarinana.…tohiny
Fikororosy: (kororosy) a.: Fomba entina mikororosy, na midina mitambotsotra, mikorotsaka fotsiny hatrany.
tohiny
Fikorosiana: (korosy) a.: Fisosana na fikorotsahana amin' ny ilany ilrany.
tohiny
Fikorotehana: (korotika) a. : Faharovitana, fahasimbana, fisavorovoroana.
tohiny
Fikorotika: (korotika) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mikorotika, izany hoe simba, rovitra: Fikorotiky ny fihauanana.…tohiny
Fikorotsahana: (korotsaka) a,: Fidinana, fitambotsorana tsy satry avy ambony.
tohiny
Fikorotsaka: (korotsaka) a.: Fomban'ny zavatra mikorotsaka, na midina, mitambotsotra tsy satry avy ambon.
tohiny
Fikosehana: (kosika) a: Famaohana zavatra mba hialan' ny loto, fandilorana.
tohiny
Fikosenana: (kosina) a.: Fihosenana, fiforetahana; fiarahana matetika amin'ny fatritran' olona.
tohiny
Fikosesena: (kosesy) a.: Firotorotoana, fikorododoana.
tohiny
Fikosika: (kosika) a.: Fomba entina mikosika, na mamaoka zavatra mba hialan'ny loto, mandilotra.
tohiny
Fikosohana: (kosoka) a,: Fikasohana mafy hialan'ny loto.
tohiny
