Litera K

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Kirotra: p. t: Mifararemotra sy miketrona. ? Lehibe ny tandrony iray noho ny ilany. Ahitsio
Kirozaroza: (Btl) a: Randrambolo betsileo ka ny kirozaroza no tena endrika isehoany talaky maso. Ahitsio
Kiry: a: Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zauadehibe toy itony. 1 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehiuaoy efa lazaina fa tsy izany no izy ka mboia mibohika ihany. i t. L f.: Kirina, mikiry, fikiry, mpikiry / ikirizana, fikirizana / mahakiry / mahakirina / kirikiry / manirikiry, manakirikiry, fanakirikiry, mpanakirikiry / anirikiriana, anakirikiriana, fanirikiriana, fanakirikixiana 1 kirikirina 1 mahakirikirina 1 mikiribiby, fikiribiby, mpikiribiby, ikiribibiana, fikfribibiana / mahakiribiby. • F.-p.: Kirin'antitra: fitanana hevitry ny tena tsy azo ahodina. ¶ M.h.: Ikirizana: ezahina, ikokorana, imokirana, lakolakoina, ladirina, lozohina, ilofosana, tsy mitsaha-tsy feno. Ahitsio
Kiry: a: Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty. ? Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan'ny karazana samihafa; safitra. • Volo eo anilan'ny sofina. Ahitsio
Kisa: a: Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tain ontsin on a: Milet kisa lava izao amin'Ikoto ny zanaky ny ato avaratra (jar. Akisa). ..er Ahitsio
Kisabokisiny: (Btl) a: Randram-bolo betsileo misy fato-bolo boribory vaventy. Ahitsio
Kisahasaha: a: Sarintsarin-ta nimboly ataon'ny ankizy kilalao. Ahitsio
Kisahondra: (BU) a.: Randrambolo betsileo mikiramborambo miendri-tsahondra. Ahitsio
Kisaka: a: Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka it? vato it? ka mety hahadona • Fandehanana miadana dia miadana fandadiana: Miadan-k isak a ity biby ity. - t.i.f: Akisaka, voakisaka, tafakisaka / manakisaka, fanakisaka, mpanakisaka l a nakisahana, fanakisahana / mikisaka, fikisaka, mpikisaka / ikisahana, fikisahana / mahakisaka / kisakisaka. Ahitsio
Kisakisa: (t. tr.) p. t: Malailay. Ahitsio
Kisamilahy: (Btl) a: Karazanjavamaniry anaovana satroka, harona... Ahitsio
Kisangasanga: Jar. Sangasanga. Ahitsio
Kisarihasina: (Btl) a.: Kaxazankazo madinidinika mitovitovy amin'ny landihazo, saingy maniry amin'ny tany mandomando; fampiasan'ny olona amin'ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana. Ahitsio
Kisena: a.: Karazan-javamaniry mandadina. Ahitsio
Kisendrasendra: a. sady p.t: Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin'ny fanadinana. M.h.: Vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina. Ahitsio
Kisene: (Skl) a: Karazam-boatango madinika Ahitsio
Kisina: Kisinkisina a.: Fijanonana na fidongiana tsY hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana. Ahitsio
Kisinina: mikisina, fikisina, mpikisina / ikisinana, fikisinana / mahakishia, Ahitsio
Kisinina: (kisina) p.t.: Mitokontokona na midongidongy sy tsy rototra raha amp anaovindraharaha na irahina, na dia hanao sy handeha ihany aza. Ahitsio
Kiso: (Btm) a.: Antsy, antsipika. Ahitsio