Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kovika: (Ats) a: Karazan-kazo mitovy amin'ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-p…tohiny
Kovika: p.t.: Baraingo, bingo, miforitra. tohiny
Kovilavila: p.t.: Vilana be ihany, tailana. / Tsy mahitsy famindra, mivembena. - t.i.f.: Kovilavilaina, akovilavila,…tohiny
Kovilavilaina: (kovilaoila) mt. ih. (kovilauilao): Atao vilana be ihany: Nokouilauilain'ny mpandrafitra ny uarauarankeliko,…tohiny
Koy: ft.: Fiaikena fa tsy mahomby na resy. - t.i.f.: Mikoy, fikoy, mpikoy I ikoizana, fikoizana. tohiny
Krismasy: a: Fety lehibe ho an'ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan'i Kristy, ary naraildtra…tohiny
Kristaly: (fr. cristal) a.: Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika.…tohiny
Kristianina: (fr. chrétien) a. sady p. t.: Enti-milaza olona manaraka ny fivavahana naorin'i Kristy ka vita batemy.…tohiny
Kristianisma: (fr. christianisme) a.: Ny fivavahana kristianina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098