Litera L
Loza: a: Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, ans...: Saika nahita…tohiny
Lozohana: (lozoka) mt.ih. (lozohy): Enti-milaza ny toerana asana lozoka: Azo lozohana eto fa akaiky teuana
tohiny
Lozoka: a: Tsatokazo misy lavaka itsofohan'ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay,…tohiny
