Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manasobilabilaka: (bilaka) mt, p.: Mandroridroritra, misintona hatraiza hatraiza Ahitsio
Manasobilaka: (bilaka) mt p.: Mampivaona, m ahatailana. Ahitsio
Manasobilatra: (bilatra) mt.p. (manasobilara): Manasompirana. Ahitsio
Manasofina: (sofina) mt. p.: Maninton-tsofina olona. Ahitsio
Manasohaso: (hasohaso) mt p. (manasohasoa): Mandokadoka; manaraby. Ahitsio
Manasoka: (soka) mt.p.: Manatsoboka olona na zavatra ao anaty rano. Ahitsio
Manasokera: (sokera) rat P. (manasokerà): Manodidina (tanàna, trano) avy eo amin' ny laûny roa na mihoatra. Ahitsio
Manasoketa: (soketa) mt.p.: Manome tsiny; manadidy. Ahitsio
Manasoketraka: (soketraka) mt p.: Mampipetraka milamina sy miadana tsars, manatsivetraka. Ahitsio
Manasola: (sola) mt.p.: Manaratra ny loba; manala ny vo-Io amin'ny lohan'ny biby na vorona; manesotra ny tendron-javatra iray. Ahitsio
Manasolafaka: (solafaka) mt.p.: Mampibolisatra, mampibolasitra; mandidy na manombina kely amin'ny fomba misompirana. Ahitsio
Manasolampy: (solampy) mt p.: Manao izay hahatonga mandry soroka, manary rano: Manasolampy araben-dalana Ahitsio
Manasolanga: (solanga) mt.p.: Manao izay hahatonga solanga. Ahitsio
Manasolelaka: (solelaka) mt.p.: Mamelatra, manabe vava (lavaka, harona..). Ahitsio
Manasolifaka: (solifaka) mt.p.: Mampibolisatra zavatra mivilana amin'ny tongotra. Ahitsio
Manasolila: (solfia) mt.p.: Manatsaka na manasolatra riranjavatra hanjary misompirana. Ahitsio
Manasolotika: (solotika) mt.p.: Manao izay hahatonga solotika. Ahitsio
Manasompirana: (sompirana) mt.p. (manasompiràna): Mametraka zavatra misompiranq tsy mahitsy tsara fa mivilana: Iza no nanasompirana ity latabatra it? toy izao? Ahitsio
Manasondriana: (sondriana) mt p.: Manao izay hahasondriana Ahitsio
Manasondrovaka: (sondrovaka) mt.p.: Mandentika zavatra tsy mahitsy tsara fa mivilana. Ahitsio