Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mipotikana: (potikana) mt s. (mipotikàna): Mandositra na miala tsisy mahita; miporitsaka; mibolila: Rakoto ve? mpiboiilalila…tohiny
Mipotraka: (potraka) mt. s.: Midina, mirotsaka: Raha uao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka…tohiny
Mipotsaka: (potsaka) mt. s. (mipotsaha): Mivoaka ivelan'ny tranony: Miki hipotsaka ny masony. 1 Mivoaka, miseho…tohiny
Mipotsiatra: (potsiatra) mt. s.: Mifantsitsitra, miporitika (enti-milaza ranon-javatra voaporitra ka mivoaka). tohiny
Mipozipozy: (pozipozy) p.t.: Mitaredretra, mitavozavoza; mahantra, sahirana noho ny fahantrana. tohiny
Mipy: (py) mt. s. (mipiza): Mikimpikimpy (maso): Nijery ahy tsy nipy mihitsy izy ka menatra aho. - F.-p.:…tohiny
Mira: (fit.-p.) p.t.: Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7; t.v.r. Miramira: Mitovitovy. tohiny
Mirabaka: (rabaka) mt. s. (mirabaha): Miditra an-kasahiana, mitsofoka an-kasahiana izaitsizy. tohiny
Mirabaraba: (rabaraba) mt. s. (mirabarabà): Manao tsy ampiheverana. tohiny
Miradarada: (radarada) mt. s.: Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy. tohiny
Miradarada: (radarada) p. t.: La-va (fiteny amin'ny nonon' omby). tohiny
Mirado: (rado) mt. s. (miradoa): Manae rado, mitondra rado eny am-bozona. tohiny
Miraefadafy: a.: Marolafy izay mitovy halava ny lafy efatra aminy fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa. tohiny
Mirafandrafana: (rafandrafana) mt. s.: Mienjika atsy mienjika aroa; mivadi-po. ¶ M.h.: Mitrifantrifana, mihavatravatra,…tohiny
Mirafitra: (rafitra) mt. s. (mirafeta): Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity. • h.o.:…tohiny
Mirahalahy: (rahalohy) p. t.: Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin'ny lehilahy roa na maro iray ray sy…tohiny
Mirahana: (rahana) p.t.: Entimilaza izay rehetra nampangotrahina: Katsaka nirahana (mitovy amin'ny katsa-drahana).…tohiny
Miraharaha: (raharaha) mt. s. na mt. p. (miraharahà): Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy. • Mihevitra,…tohiny
Mirahavavy: (rahauauy) p. t.: Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin'ny vehivavy roa na maro iray tampo.…tohiny
Mirahona: (rahona) p.t.: Mitarehin-drahona, mitoe-drahona, mivolon-drahona: Fatratra izany raha tarehin'olona;…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0395