Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miraika: (raika) mt. s. (miraiha):Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto. tohiny
Miraikiraiky: (raikiraiky) p.t.: Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa. • Adaladala, mitahontahona. tohiny
Miraikitra: (raikitra) mt. s. (miroiketa): Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin'ny valopy ny hajia. • h.o.:…tohiny
Miraingiraingy: (raingiraingy) mt. s.: Fanina mila hianjera. tohiny
Miraingitra: (raingitra) mt. p. (miraingeta): Mitondra (zavajavatra betsaka tsy dia misy hilana azy loatra), mirongotra.…tohiny
Miraingy: (raingy) p, t. : Enti-milaza ny afo azo amin'ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin'ny…tohiny
Mirajaraja: (rajaraja) p.t.: Manerinefina. tohiny
Mirakandrakana: (rakandrakana) mt, s.: (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra uary firy…tohiny
Mirakaraka: (rakaraka) mt. s.: Mitondra volo tsy voarandrana: Nirakaraka uolo Rasoa niuoaha ny trano. tohiny
Mirakitra: (rakitra) mt. P. (miraketa): Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra. • Mitahiry:…tohiny
Mirakorako: (rakorako) mt. s.: Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka…tohiny
Mirakotra: (rakotra) mt. s. (mirakofa): Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra…tohiny
Miramarama: (ramarama) p.t.: Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok'ity omby ity. • Tonga…tohiny
Miramatra: (ramatra) mt. s.: Mihaingo fatratra, miraratra. tohiny
Mirambo: (rambo) mt. s.: Misy rambo, misy tovana mirefarefa, misy somotraviavy. tohiny
Miramborambo: (ramborambo) mt. s.: Mikirazorazo. tohiny
Miramondramona: (ramondramona) mt. s. (miramondramôna): Mitsako sady mingonongonona. tohiny
Mirana: na Miramirana p.t.: Falifaly ka hita amin'ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-daua…tohiny
Mirandrana: (randrana) mt. s.: Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny uolon'iny uehivauy iny. tohiny
Miranga: (ranga) mt. s.: Mitsangana, miseho tarnpoka noho ny hatairana: Miranga ny sofiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0345