Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mirangitra: (rangitra) p, t.: Mitsilotsilo, mipilopilo. tohiny
Mirangorango: (rangorango) p. t.: Sady lava no mahia. • mt. s.: Mihinana tsy miatoato, amim-pahalianana tanteraka.…tohiny
Miranina: (ranina) mt, ih. (mirano): Atao tonga falifaly. tohiny
Miranirany: (ranirany) p.t.: Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany,…tohiny
Miranitra: (ranitra) p.t.: Mifilofilo, mirangitra. • Manao tokantranomaso. tohiny
Miranorano: (ranorano) p. t.: eiteny amin'ny volo mirakaraka, mihaha. tohiny
Mirantiranty: (rantiranty) mt. s. (mirantirantia): Mitandahatra amin'ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra…tohiny
Mirantsana: (rantsana) p. t.: Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity. tohiny
Miraoka: (raoka) mt.: Maka sy manongotra ahitra amin'ny vava toy ny fanaon'ny omby, ondry, sns...: Zanak'omby…tohiny
Miraona: (raona) mt s.: Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany…tohiny
Miraondraona: (raondraona) mt. s.: Miara-maneno mahafinaritra, miredona. tohiny
Miraotra: (raotra) mt. p.: Fiteny amin'ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra…tohiny
Mirapaka: (rapaka) mt. s na p. t.: Tafintohina ka latsaka any anaty lavaka, mitsofoka tampoka ao anaty lavaka;…tohiny
Miraparapa: (raparapa) mt. s.; Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin'ny maizina:…tohiny
Miraraka: (raraka) mt. s.: Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto. / Niraraka teto ny…tohiny
Miraratra: (raratra) mt. Mihaingo, miravaka, mirarnatra. tohiny
Mirary: (rary) mt. s. na p.t.: Vita rary: Rindra mirary ny tsihy. • Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao…tohiny
Mirary: (rary) mt. p. (miraria): Mangataka faherezana na fandresena ho an'ny mpiady amin'ny alalan'ny hira,…tohiny
Mirasa: (rasa) mt. s.: Voadidy: Hena efa nirasa ireo. tohiny
Miratra: (ratra) p. t.: Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0236