Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mamofoka: (fofoka) mt.p. (mamofoha): Mamely, mikapoka, manisy. • Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka eo Ingahy. Ahitsio
Mamofona: (fofona) mt.s. (mamofdna): Mandefa fofona, mitera-p o f ana: Mamofona ny tany mando. ? Maimbo : Mamofona fty hena ify fa efa nialina andro. Ahitsio
Mamofotra: mt. s.: Mitovy amin'ny Mifofotra fa tsY fampiasa firy. Ahitsio
Mamofy: na Mivofy (vofy na vaofy) mt.p. (mamoasa, mivoasa): Manala ny hoditra: Mamofy ovy. • Manazava: Miuofy ny soratra masina Ahitsio
Mamoha: (voha) mt.p. (mamohà): Manokatra: Mamoha vavahady. Ahitsio
Mamoha: (foha) mt.p. (mamohaza): Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina. ? Mampabatsiaro: Aza mamoha ny basa - F.-p.: Mamoha fota-mandry: mampahatsiaro zavatra mampalahelo na nampiady efa hadino. / Tsy mahafoha terza: be torimaso ka raha tsy fohazina tsy taitra. / Lolo mamoha angatra: zava-dratsy mahatonga zavatra ratsiratsy kokoa indray, mampitranga ny zava-dratsy noho izy, Ahitsio
Mamohavoha: (uohavoha) nit p. (mamohauohà): Manasaraisaraka, mameravera, mitsikera Ahitsio
Mamohehatra: (fohehatra) mt. s. na mt. p. (mamohehara): Mampahita angano,loza:Mamohehatra ireo ankizy ireo. • Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao. Ahitsio
Mamohitra: na Mambohitra(uohitra) mt.p. (mamohira, mambohira): Mampibontsina Ahitsio
Mamohy: Jer. Manafohy. Ahitsio
Mamoina: (mamo) ?nt p. (mamoy): Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza bo. Ahitsio
Mamoina: (foina) mt.p. (mamoinà): Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona). Ahitsio
Mamoitra: na Manapoitra (poitra) mt.p. (mamoira, manapoira): Manao izay hisehoana, manambotra. Ahitsio
Mamoivoy: (voivoy) mt.p. (mamoivoiza): Mandefa mankatsy mankaroa; mampivezivezy. Ahitsio
Mamoka: (poka) mt.p.: Manapoka. Ahitsio
Mamoka: p. ?: Malemy tanteraka, drodroka, lo. Ahitsio
Mamokaiky: na Mivokaiky (vokaiky na vokaika) mt p. (mamokaike, mivokaike): Miketrona: Momokaiky ny hoditra rehefa maina • Mionkina, miforitra: Mivokaiky ny sokina, rehefa kasihina • Milefitra, miforitra: Nivokaiky notsindrian'ny entana ilay Ingahibe. Ahitsio
Mamokatra: (uokatra) mt.p. (mamokàra): Manome vokatra, miteraka betsaka Ahitsio
Mamokehana: (vokeky) p. t: Miketrona, miforitra, mionkina. Ahitsio
Mamokoka: (vokoka) mt.p. (mamokàha): Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo * Manjdko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon'ny enta-mavesatra teny an-tsorony tlay Rangahy (mt. 8.). Ahitsio