Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manambina: na Manatambina (tambina) mt. p.: Manisy tambiny. Ahitsio
Manambina: (ambina) mt.p.: Manome vintana tsars: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka • Mitahy:Hanambina anao anis Andriamanitral Ahitsio
Manambitamby: (tambitamby) mt.p. (manambitambaza): Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy. ~ Miangavy olona amin'ny fanomezan-javatra na karama, na amin'ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin 'ny fifidianana ¶ M.h.: Manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly. Ahitsio
Manamboho: (voho) mt.p. (manambohba): Mampitodika amin'ny lafy ratsiny: Manamboho sary. (• Manodina ny lamosina hanatrika ny,..: Manamboho varavarana. Ahitsio
Manambolina: Jer. Manatambolina. Ahitsio
Manambolo: (ambolo) mt.p.: Mamantatra zavatra iray amin'ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io? Ahitsio
Manamboninahitra: (voninahitra) a: Miaramila ambony galons na laharana. ~ Olona ambony eo anrin'ny fitondram-panjakana. Ahitsio
Manambony: (ambony) mt.p. (manam bon ia) :Manindrahvndra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena Ahitsio
Manambosy: (ambosy) mt.p. (manambosia): Mamporisika, mitaona, manangoly: Izy no nanambosy ny vahoaka hikomy. Ahitsio
Manambotra: (sambotra) mt.p. (manambora): Manenjika (biby na vorona), misambotra. Ahitsio
Manamby: (tamby) mt.p. (manambaza): Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany. Ahitsio
Manameloka: (meloka) mt.p. (manameloha): Manasazy ara-ka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara. ~Manao izay hampiforitra; mamokoka. Ahitsio
Manamena: (mena) mt.p. (manamenà): Mampahatongaho mena, •Manoso-doko mena. Ahitsio
Manamezaka: (mezaka) mt.p.: Mamp ahanify. Ahitsio
Manamika: (tamika) mt. s.: Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra: Nanamika ta min 'ny vato ity rano it?. Ahitsio
Manamiramirana: (mirana) mt. p.: itwlanao izay hahafalifaly. Ahitsio
Manamohaka: (mohaka) mt.p. (manamohafa): Mampahatonga ho bodaka. Ahitsio
Manamohamo: p.t. (t. tr.): Malaindaina amy,.. Ahitsio
Manamondra: (mondra) mt. p.: Mandany tsiro ny tany. Ahitsio
Manamondry: (mondry) mt.p. (manamondria) : Manapaka na mambory ny rantsantanana. Ahitsio