Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mijoro: (joro) mt. s. (miioroa): Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-barauarana eo fotsiny ianao. ? Miorina:…tohiny
mijotso: jereo "jotso". Midina, mihena, miletsy. ohatra : Mijotso ny salan'isan'ilay mpianatra varimbarianatohiny
Mijoy: (joy) mt. s.: Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin'ilaifito. ? Mitomany tsy an-kijanona:…tohiny
Mikabary: (kabary) mt. s. (mikabaria): Manao kabary: Nikabary tamin'ny mponina tao Ampefy ny filohan'ny Nosy,…tohiny
Mikabedy: (kabedy) mt. s. (mikabedesa na mikabede): Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa…tohiny
Mikafankafana: (kafankafana) mt. s.: Mandà mafy aminkatezerana sady miantsoantso.
tohiny
Mikafiry: (kafiry) mt. s.: Mila sitrany na tombony amin' ny zavatra kely tsy dia mana-h oana.
tohiny
Mikaforo: (kaforo) mt. s.: Tsy manam-bariraiventy; miseho ho fadiranovana. ? h.i.: Tsy tahotra tsy henatra.
tohiny
Mikahankahana: (kahana) mt. s. (mikahankahàna): Miantso amim-peo mimonomonona. ? Mandà an'avona. ? Maneso.
tohiny
Mikahonkahona: (kahonkahona) mt, s,: Mitomany lavareny, mijoy. ? Manao feontsaka minaonaona,
tohiny
Mikaikaika: (kaikaika) mt. s. (mikaikaiha): Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Rauehivavy…tohiny
Mikainkona: (kainkona) mt. s.: Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina. ¶ M.h.: Miketrona,…tohiny
Mikajakaja: (kajakaja) mt, s. (mikajakajà): Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikglakaja ny tokantranonay,…tohiny
