Litera M
Mpiambina: (ambina) a.: Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin'ny…tohiny
Mpianadahy: (anaka lahy) a.: Olona lahy sy vavy nateradray sy reny iombonana.
tohiny
Mpianaka: (anaka) a.: Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona…tohiny
Mpianakavibe: a.: Enti-milaza ny fianakaviana mütatra hatrany amin'ny foko.
tohiny
Mpianakavy: (anaka avy) a.: Fitambaran'ny ray, ny reny ary ny zanaka ao amin'ny ankohonana.
tohiny
Mpianala: (ala) a.: Ireo mande-ha any an'ala maka hazo, tantely... ka izany no antondraharahany.
tohiny
Mpianatra: (anatra) a.: Antokon'olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao…tohiny
Mpiantoka: (antoka) a.: Olona tompon'andraikitra amin'ny fahavitan'ny asa -na trano a-tao anankiray.
tohiny
Mpiantsa: (antsa) a.: heu tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao…tohiny
Mpiaotra: (aotra) a.: Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin'ny olona roa…tohiny
Mpiasa: (ara) a.: Olona mikara?na manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. — Misy karazany maro ny mpiasa;…tohiny
Mpiasabe: (asa) a. na p.t.: Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika. * Ohab.: Mpiasabe vonton'…tohiny
Mpifatotra: (fatotra) a.: Mpigadra, olona voatana ao amponja.
tohiny
Mpifotràka: a.: Mpierotra raindahiny.
tohiny
Mpigaka: (gaka) a.: Mpisotro raindahiny. * F.-p,: Manao gagaka: misotro rano, manao gorodana.
tohiny
Mpikambana: (kambana) a.: A-nisan'ny antoko na fiombonana iray: Mpikambana amin' ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra…tohiny
