Litera M
Mpanefohefo: (hefohefo) a.: O-lona malaza ho mpanankarena.
tohiny
Mpanefy: (tefy) a.: Mpanamboatra ny metaly rehetra — indrindra ny vy — mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky,…tohiny
Mpanelanelana: (elanelana) a.: Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy:…tohiny
Mpanelira: (ely ra) a.: Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin'ny fo eran'ny tena manontolo,…tohiny
Mpanentana: (entana) a.: Ny olona natao hitarika ny fivavahana na ny hira any am-piangonana.
tohiny
Mpanera: (ara) a.: Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy…tohiny
Mpangalatra: (halatra) a.: Mpifetsifetsy maka zavatr'olona; mpandroba fananan'olona.
tohiny
Mpangataka: (hataka) a.: Olona tsy miasa fa mangataka fiantrana ombieny ombieny no ataony antom-pivelonana.
tohiny
Mpanivo: a.: Tsipika miala avy amin'ny tendro iray ka mamonjy ny afovoan'ny lafy mifanandrify amin'io tendro…tohiny
Mpanjaitra: (zaitra) a.: Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no…tohiny
Mpanjaka: (zaka) a.: Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary…tohiny
Mpanohariana: a.: Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian'ny antoko iray eo amin'ny fahefana hatao, ka mitetika…tohiny
Mpanompo: (tompo) a.: Olona miasa ho an' olona, manao raharahan'olona, ka mahazo karama na tsia.
tohiny
Mpanoratra: (soratra) a.: Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany.
tohiny
Mpanoritra: (soritra) a.: Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra,…tohiny
