Litera S
Siansy: na Siansa (fr, sciences) a.: Fitambaran'ny fahaizana amam-pahalalan'ny olombelona momba ny toetran'ny…tohiny
Siantsiana: ft.: Fiviliana amin' izay tokony ho izy; fahadisoam-pandeha noho ny haitraitra (jer. Siasia). - t.i.f.:…tohiny
Sidina: ft.: Fiakarana amin'ny avo, fisondrotana ambony eny amin'ny habakabaka, fiaingaingana ambony. - t.i.f.:…tohiny
Sidintsidina: a.: Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra…tohiny
Sidiondiona: a.: Asa ataon'ny olona mivoivoy ats? sy ar? mba handositra adidy, handositra asa. - t.i.f.: Asidiondiona,…tohiny
Sifile: (fr, sifflet) a.: Fitaovana metaly tsofina ka mamoaka feo mafy mikarantsana; kirirloka, tsotsiika. tohiny
Sifotra: a.: Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny…tohiny
Sifotra: a.: Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. - t.i.f.: Siforina, voasifotra…tohiny
