Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsitongatonga: a.: Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. - t.i.f.: Mitsitongatonga. Ahitsio
Tsitongotra: a.: Zavamaniry fanao fanafody tevika Ahitsio
Tsitra: ft.: Toetran'ny olona na biby mivalarnpatra tsy mihetsika. - t.i.f : Atsitra, voatsitra, tafatsitra 1 manatsitra, fanatsitra, mpanatsitra 1 anatsirana, fanatsirana 1 mitsitra, fitsitra, mpitsitra 1 itsirana, fitsirana 1 mahatsitra I tsitsitra. Ahitsio
Tsitrabadimantsaka: a.: Anaram-panafody famorehana izay mahafaty haingana dia haingana (tsy tratran'ny vadiny lasa nantsaka akory ny ain'izay voany). Ahitsio
Tsitsihina: a.: Karazana hazo (Dicoryphe viticoides). Ahitsio
Tsitsihina: (tsitsika) mt. ih. (tsitsiho): Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin' olona iray: Tsitsihina ny zaza atao hasoavana. Ahitsio
Tsitsihy: (Btm) a.: Anaram-biby sahala amin'ny voalavo mipetraka anaty lava-kazo. Ahitsio
Tsitsika: a.: Ozona irina hihatra amin'ny olona iray fanao amin'ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin'ny hasoavana. i t.i,f.: Tsitsihina, atsitsika, voatsitsika 1 mitsitsika, fitsitsika, mpitsitsika I itsitsihana, fitsitsihana I mahatsitsy, Ahitsio
Tsitsika: (Br) a.: Patsaben-dranomamy. Ahitsio
Tsitsina: (tsitsy) mt. ih. (tsitsio): Tsy lanilanina foana: Tsitsio tsara ny uarinareo sao ho sahirana ianareo. Ahitsio
Tsitsoka: (Tsm) p.t.: Enti-milaza ny olona tsy mifora. Ahitsio
Tsitsy: a.: Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina. - t.i.f.: Tsitsina, atsitsy, voatsitsy, l mitsitsy, fitsitsy, mpitsitsy 1 itsitsiana, fitsitsiana 1 mahatsitsy. Ahitsio
Tsitsy: a.: Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rainjaza matetika no mitelina ny tsitsfn-ianany miaraka amin' ny akondro). Ahitsio
Tsivadibadika: Mitovy amin' ny Tsimbadimbadfka. Ahitsio
Tsivadrenikely: a.: Anana misaritaka maniry eny an-taninketsa eny. Ahitsio
Tsivaka: p.t.: Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny). 1 t. t f.: Tsivatsivaka 1 mitsivatsivaka. Ahitsio
Tsivalamandry: (Afs) a.: Laits-na misarona izay mirakitra ny fatin'ny mpanjaka. Ahitsio
Tsivalana: a.: Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivaian-kazo ny uaravarana mba ho mafy tsara ny hidin y. 1 Tsivalanana, atsivalana, voatsivalana, tafatsivalana 1 manatsivalana, fanatsivalana, mpanatsivalana 1 anatsivalanana, fanatsivalanana l mitsivalana, fitsivalana, mpitslvalana 1 itsivalanana, fitslvalanana 1 mahatsivalana 1 tsivalambalana. Ahitsio
Tsivalanana: (tsivalana) mt. ih, sady pdr. (tsivalàno): Asiana tsivàlana: Tsivalàno hazo ny uauahadim-pahitm. • Salta-nana: Notsivalanany aho ka tsy afa-nandeha. Ahitsio
Tsivalovalo: (valo) p, mt.: Atao milahatra ho antokony valo valo avy. Ahitsio