Litera m
Mihaolohaolo: (haolo na haolohaolo) mt. s.: Mirenireny, mihenjihenjy, mivelona any an-tany efitra.
tohiny
Mihaona: (haona) mt, s. (mihaonà): Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy.…tohiny
Mihaotra: Mihaotraotra (haotra na haotraotra) mt, s. (mihaora): Mikaoka ny hoditra amin'ny hohon-tanana mba hanala…tohiny
Mihararetra: (hararetra) mt. s.: Mangovitra fatratra toa rano an-dravina.
tohiny
Miharatra: (haratra) mt. s. (miharata): Mikiky ny volombava amin'ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia…tohiny
Miharihary: (harihary) mt. s. (mihariharia): Hita na mise-ho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity…tohiny
Miharo: (haro)mt.s. (miharoa): Mikambana: Miharo amin'ny ranon'i Betsiboka ny ranon' Ikopa. / Miharo trano amin'…tohiny
Mihary: (hary) mt. s. (miharia): Manangona vola na fananana: Aza mitsimpona ny latsaka fa zatouo mbola hihary.…tohiny
Mihasihasy: (hasihasy) p.t.: Very hevitra, sanganehana.
tohiny
Mihasina: (hasina) mt. s.: Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan'Imerina no nihasina…tohiny
Mihasinkasina: (hasina) mt, s.: Misaratsaraka, mizarazara ho efitrefitra kely.
tohiny
Mihataka: (hataka) mt. s. (mihataha): Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny toianan'ity varavarana ity.…tohiny
Mihatevina: na Mihamatevina (mateuina) mt. s.: Mihalehibe ny indrakeliny.
tohiny
Mihatokatoka: (hatoka) mt. s.: Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely,
tohiny
Mihatra: (hatra) mt. s.: Tonga hatrany amin'ny...: Efa mihatra hatramin'ny rihana ambony ny afo. • Tongamipaka…tohiny
Mihatrakatraka: (hatraka, hatrakatraka) p. t.: Mirehareha, mieboebo, mianjonanjona.
tohiny
