Litera m
Miheninkenina: (heninkenina) mt. s. (miheninkenena): Misahirana amin'ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha…tohiny
Mihenjana: (henjana) mt.s. (mihenjàna): Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity.…tohiny
Mihenjy: (henjy) mt. s na mt. p. (mihenje): Mandehandeha etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo…tohiny
Mihentohento: (hentohento) mt. s.: Misentosento, mitolokoloko mitomany.
tohiny
Mihentsina: (hentsina) mt. s.: Tsentsin'ny sery ny orona: Mihentsina izy fa uoan'ny sery.
tohiny
Miherika: (herika) mt. s. sady mt. p. (mihereha): Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika…tohiny
Miherina: (herina) mt. s. (miherena): Miverina amin'ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin'ny andro,…tohiny
Miherohero: (herohero) mt.s.: Misalasala, sanganehana, very hevitra.
tohiny
Miherongerona: (herongerona) mt s.: Mitrerontrerona, manao feo sy fiteny mampiseho hery sy hatezerana ka mampitah'otra.…tohiny
Mihetrahetre: (hetrahetra) mt. s.: Mirehareha, mieboebo, miedikedika.
tohiny
Mihetraketraka: (hetraketraka) mt. s. (mihetraketraha): Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, ma-nimba…tohiny
Mihetsika: (hetsika) mt. s. (mihetseha): Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin'ny misy…tohiny
Mihetsiketsika: (hetsiketsika) mt. s. (mihetsiketseha): Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy. * Tsy…tohiny
Mihevaheva: (hevaheva) mt s.: Mihantona, mikirazorazo.
tohiny
Mihevihevy: (hevihevy) mt. s. (miheviheve): Mikivilivily.
tohiny
Mihevingevina: (hevingevina) mt. s. na p. t.: Enti-milaza ny loha mihetsika moramora miankavia miankavanana toy ny…tohiny
