Litera m

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mamahotra: (vahotra) mt.p. (mamahora): Mampitahotra, m ampivadi-p o. Ahitsio
Mamahy: (fahy) mt.p. (marnahaza): Manatavy. Ahitsio
Mamaika: (vaika) mt.p. (marnaikà): Manàtrana: Mahay mamaika basy ve ianao? Ahitsio
Mamaingavainga: (vainga) mt, p.: Mandidy hena atao vaingany lehibe. Ahitsio
Mamaingoka: (faingoka) mt.p.: Manao izay hampifaraingo na hampibaraingo. Ahitsio
Mamaitra: (fit.-p.) mt.: Mitera-ka. Ahitsio
Mamaivay: (vaivay) p.t.: Mirehidrehitra. / h. o.: Manaintaina, manombotrombotra. Ahitsio
Mamaka: (faka) mt.p. (mamakà): Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony. Ahitsio
Mamakafaka: (faka) mt.p. (mamakafakà): Manontany mba hamotopototra; mandfnika; manadihady. Ahitsio
Mamakitratra: (traira) a: Halavan-drefy mitovy amin'ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin'ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin'ny indimin'ny zehY )• Ahitsio
Mamaky: (vaky) mt.p. (marnakia): Manapotika zavatra amin'ny fandi)nana azy aminjavatrahafa na amin'ny fanatontàna azy amin'ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? 1 Mampitresaka, manasaka:Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra / Ma-nimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika 1 Mandalo eo afovoany manomboka amin'ny laniny iray ka hatramin'ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin'it? hevitra itv): Menatra er? izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be. 1 Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakoto no namaky lainga an-dRajaona. 1 Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina. Ahitsio
Mamala: (vàla) mt.p. (mamalà): Manisy fefy manodidina. Ahitsio
Mamalana: (vàlana) mt.p. (mamalàna): Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan'ny maty ny oiona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra! 1 Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan'ny olona 1 Manisy fampandairan-doko amin'ny lamba;maneza: Mamalana lamba landy. • Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira Ahitsio
Mamalavala: (ualauala) mt p. (mamalaualà): Manakipilipily valavala. / Mamangovango. •Mamafy (valy) mt.p. (marna-lia): Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo? 1 Ma-nome (zavatra) ho setriny: A-za mamaiy ratsy ny ratsy. 1 Manome valin-teny tsy amimpanajan a, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izaa ise fa tsy tsara Ahitsio
Mamalifaly: (faly) mt.p. (mamalifalia): Manao izay haharavoravo, h ah amir amir ana ; mahavery dia, manambitamby. Ahitsio
Mamalona: (valona) mt.p. (mamalôna): Mamoritra (zavatra) atao milamina tsara: Marnalona ny fitafiany fentiny miangona Raketaka Ahitsio
Mamalongana: (valongana) mt p. (mamalongàna): Man ao antontany. ? Mivarotra ambongadiny. Ahitsio
mamaly:(valy) Manome valim-panontaniana. Ahitsio
Mamamama: a: Feo re, toy ny an'ny rivotramifofofofo any anaty hazo, na ny riana misasasasa. * t.Lf.: Mimamamama, fimamamama, mpimamamama / imamamamana, fimamamamana / mahamamamama. Ahitsio
Mamana: (fana) mt.p. (marnanà): Mitanika indray ny hanina efamasaka fa nangatsiaka: Maman vary mangatsiaka. ? Manafana: Marna na ta-nana amin'ny afo. Ahitsio