Litera A
Atrobaka: (trobaka) mt, fit. (atrobàho): Entinamanatrobaka, manatsatoka lalina amin' ny zava-maranitra.
tohiny
Atrongy: (trongy) rat. fit. (a trongiso): Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin'ny vava.
tohiny
Atrosina: (trosina) mt, fit. (atrosino): Entina manatrosina, mamotraka ka ny loha no mikasika aloha amin'ny tany.…tohiny
Atrotrongy: (trotrongy) (mt. at. (atrotrongio): Alavo na atosika, ka ny lohan'ilay olona atosika atao mitehika amin'ny…tohiny
Atsabaka: (tsabaka) mt. fit. (atsabàho): Entina mitsabaka: Tanany maloto iny no natsabany tao am-pantsakana. tohiny
Atsaboaka: (tsaboaka) mt. at. (atsaboàhy): Enti-milaza izay zavatra atoraka na atsipy ao anaty rano.
tohiny
Atsahatra: (tsahatra) mt at. (atsahàro): Ajanona. faranana tsy asiana tohiny intsony: A-tsaharo izany Tomba tsy…tohiny
Atsaingoka: (tsaingoka) mt. fit. (atsaingôhy): Entina mitsaingoka, manaikitra mitomboka amin'ny vava (vorona). tohiny
Atsaka: (tsaka) mt. at. (atsakào): Alentika, atrobaka ka misy feo manokana heno miaraka amin'izany.
tohiny
Atsako: (tsako) mt, fit. (atsak8y): Entina mitsako: Aza ny nify anoloana foana no atsako ny hanina
tohiny
Atsambikina: (tsambikina) mt. at. (atsambikino): Asaina mitsambikina.
tohiny
Atsamontsamona: (tsamontsamona) mt. at. (atsamontaamony): Atao mitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana.
tohiny
Atsananaka: (tsananaka) mt. at. (atsananàho): Aempo.
tohiny
