Litera A
Atonaka: (tonaka) mt, fit. (atonafy): Entina manadofaka dona-tsetroka. ~ Entina ma-mono, mikapoka.
tohiny
Atonantonana: (tonantonana) mt. at. (atonantonàno): A-saina mivezivezy na asaina tonga foana tsy misy antony: Loza…tohiny
Atondraka: (tondraka) mt. at. (atondraho): Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vital…tohiny
Atondritra: (tondritra) mt at. (atondrito): Atodika. ~ Atolaka (hadisoana). ~ Enti-milaza ny zaza ampivalanina,…tohiny
Atondro: (tondro) mt, fit. (atondroy): Enti-manondro: Axa ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro.…tohiny
Atongalika: (tongalika) mt. at. (atongaliha): Aforitra (ohatra ny lohalika).
tohiny
Atongilana: (tongilana) mt at. (atongilàno): Atao mirona fa tsy 'Marina marina tsara: Natongilany ny ',nana ka verY…tohiny
Atono: (tono) mt. at. (atonoy): Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ouy ireto…tohiny
Atonta: (tonta) mt, at. (atontay): Atao printy: Boky vao natonta ity. 1 Azera: Tandremo sao atontanao ireny…tohiny
Atontaly: (tontaly) mt, ut, (atontalio): Atao ny fitambarany: Atontalio ny lany rehetra tamin'ny fitsangantsanganana…tohiny
Atontohitra: (tontohitra) mt, at.: Atao mitohitohy hatrany.
tohiny
Atontona: (tontona) mt, at. (atontàny): Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky…tohiny
Atony: (tony) mt, at,(atoneo): Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao.
tohiny
Atopatopa: (topatopa) mt. at. (atopatopao): Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan'ny rano: Natopatopan'ny…tohiny
