Litera A
Atrana: ft.: Enti-milaza fahavitana fiomanana hanatrika ady, na fanondroana basy ho mari-pivononana. - t.i.f.:…tohiny
Atranatrana: a.: Tapa-kazo maromaro velesina rehefa apetraka eo ambony ranio; any amin'ny Bara no mbola mampiasa…tohiny
Atrandraka: (trandraka) mt. fit. (atrandràho): Entina mitrandraka, mihady tany.
tohiny
Atranina: (atrana) mt, ih. (atrano): Atao miatrana, atao voaomana tsara: Atrano tsara ny basy.
tohiny
Atrebona: (trebona) mt, at. (atrebôny): Enti-milaza zavatra marani-doha atsatoka: A-trebona anatin'ny tany ny…tohiny
Atrehina: (atrika) mt. ih. (atreho): Jerena eo anoloana: Natrehin'ny Iehiben'ny fampianarana ny f'izaran-doka…tohiny
Atriatry: p, t.: Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin'ny hevitra an' ohatra, dia azo raisin hoe…tohiny
Atrika: ft.: Enti-milaza fipetrahana eo anoloana. i Atrehina / manatrika, fanatrika, mpanatrika / anatrehana,…tohiny
Atringitringy: (tringitringy) mt. at. (atringitringio): Atao milingilingy.
tohiny
Atritratritra: (tritratritra) rat. at. (atritratritrào): Atao tonga mipelipelika.
tohiny
