Litera F
Fihamohana: (hamoka) a.: Fibonaika, fipetrapetrahana, fi-asana tsy rototra.
tohiny
Fihampitra: (hampitra) a.: Fomba fivelomana homana ny an'ny olona, fomba fanaovana parasy homana.
tohiny
Fihanahana: (hanaka) a.: Fiparitahana.
tohiny
Fihanaka: (hanaka) a. : Fomban' ny rano na menaka mihanaka, izany hoe mihahaka eran' ny toerana manodidina.
tohiny
Fihanankanana: (hanankanana) a.: Fitsinkafona, fiempo,
tohiny
Fihandrina: (handrina) a.: Fiankina, fiorina, fipetraka.
tohiny
Fihandrinana: (handrina) a,: Fiankinana, fipetrahana, fiorenana amin'ny...: Amin'ny hamendrehanao no fihandrinan'ny…tohiny
Fihandrohandro: (handrohandro) a.: Enti-milaza ny andro manjombona.
tohiny
Fihandrohandroana: (handrohandro) a.: Ny fitrahotrahon' ny orana.
tohiny
Fihandrona: (handrona) a.: Toetran'ny zavatra, indrindra ny rano, mihandrona, izany hoe mitoby amin'ny toerana iray.…tohiny
Fihandronana: (handrona) a.: Fitobian'ny rano amin'ny toerana iray; tsy fiterahan' ny vola apetraka; fatoritorian-draharaha.…tohiny
Fihanjahana: (hanjaka) a.: Fiboridanana, fitanjahan.
tohiny
Fihanjahanja: (hanjahanja) a.: Fomba entina mihanjahanja, izany hoe mandeha tsy mi-tondra lamba na akanjo handrakofana…tohiny
Fihanjahanjana: (hanjahanja) a.: Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana. ?…tohiny
Fihanta: (hanta) a.: Fomba entina mihanta, na mangataka mafy amim-pitalahoana fa matoky fitiavana.
tohiny
Fihantahantana: (hantahanta) a.: Olona ihantahantana matetika.
tohiny
