Litera F
Fihantonana: (hantona) a.: Fikiraviravezana, fikirazorazoana: Fihantonan-damba.
tohiny
Fihantsiana: (hantsy) a.: Fihaikana, fitadiavana hifaninana, hiady, hifampitana amin'ny tena.
tohiny
Fihantsihana: (hantsika) a.: Fibaraingoana ka mandroso eo anoloana ny ampovoany.
tohiny
Fihantsika: (hantsika) a,: Fomban'ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny…tohiny
Fihaodihaodiana: (haodihaody) a,: Tahotra, fitilitiliana.
tohiny
Fihaodihaody: (haodihaody) a, : Fahasarotan-tahotra; fomba fitilitiliana.
tohiny
Fihaonana: (haona) a.: Fifanenana, fifankahitan: Teny an-tsena no nifankahitan'ny olona taloha ka izany no niantsoana…tohiny
Fiharahana: (haraka) a.: Fakana an-kery,
tohiny
Fiharana: (hatra) Fahatongavana, fidonana hatrany amin'ny,..: Ny fiharan'izany any amin'ny taranaka mandim by…tohiny
Fiharanana: (harana) a.: Fitadiavana: Fiharanana ady mihitsy izany.
tohiny
Fiharatana: (haratra) a.: Fanapahana ny volombava amin' ny hareza: Mitombo ariary folo ny fihetezana raha miampy…tohiny
