Litera F
Filesy: (fr, flèche) a,: Fitaovana ampiasaina hitorahana ny vorona hazaina indrindra, ka toy izao ny toetoetrany…tohiny
Filetaleta: (letaleta) a.: Fomba famindra miledaleda, na mamindra miledaleda ohatra ny tay mahazaka tena.
tohiny
Filetaletana: (letaleta) a.: Famindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, fikonesanesana.
tohiny
Filetra: (letra) a.: Fomba entina miletra, izany hoe mihitsoka, mihizina, namihinana be dia be.
tohiny
Filetsena: (letsy) a,: Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen'ny valindrihana. 1 Fileferana noho ny lanjan'…tohiny
Filetsy: (letsy) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan'…tohiny
Filevenana: (levina) a.: Fisitrihana, flafenana; fijanonana ela be amin'izay aleha.
tohiny
Filezolezo: (lezolezo) a.: Toetran'ny zavatra na olona malezolezo, na lava mahia.
tohiny
Filezolezoana: (lezolezo) a.: Fijoroana malefolefo, milejolejo toy ny hiforitra.
tohiny
Filibana: (liba) a.: Fanaranampo tanteraka, fanaovana ny tiana sy ny danin'ny kibo. 1 Fikarenjena, fitiavana lalao…tohiny
Filihirana: (lihitra) a.: Fikikirana, fahamalmaizana hanao zavatra; fanaovana (zavatra) tsy amim-piheverana.
tohiny
Filingilingiana: (lingilingy) a.: Fitoerana amfn'ny toerana avo eny an-tendrony.
tohiny
Filingilingy: (lingilingy)a.: Toetra na fomban'izay milingilingy, na mitoetra amin'ny toerana avo.
tohiny
