Litera F
Fileferana: (lefitra) a.: Fiforetana.
tohiny
Filefitra-: (lefitra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra milefitra, na miforitra,
tohiny
Filefolefo: (lefolefo) a.: Toetran'ny zavatra milefolefo, izany hoe tay henjana fa malefaka nefa tsy tapaka.
tohiny
Filefolefoana: (lefolefo) a.: Fileferana, fiforetana.
tohiny
Filejolejo: (lejolejo) a.: Toetran' ny zavatra malefolefo, tsy henjana mihinjitra fa milefotra.
tohiny
Filejolejoana: (lejolejo) a.: Fiforetana.
tohiny
Filelafana: (lelaka) a.: Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra. 1 Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka.…tohiny
Filelalela: (lelalela) a.: Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo…tohiny
Filelalelana: (lelalela) a.: Famoahana lelafo miredareda; fikiakiavana mafy miantso na mihira; fahamaimaizan' ambavafo…tohiny
Filembolembo: (lembolembo) a.: Fisalebolebo, filebolebo, faivivy, faloiloy.
tohiny
Filendalenda: (lendalenda) a.: Fomba entina milendalenda. izany hoe maniry mafy hihinana.
tohiny
Filendalendana: (lendalenda) a.: Faniriana mafy, fihoalahoalana te hihinana, ta hahazo.
tohiny
Fileovana: (lao) a.: Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran'olona na foko…tohiny
Filepahana: (lepaka) a.: Fiforetana ao ambany, fivarorahana, fandringana.
tohiny
