Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera F
Filofosana: (lofo) a,: Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny…tohiny
Filofosana: (lofo) a.: Voninahitra nomena ny maty tamin'ireo omby novonoina.
tohiny
Filoha: (loha) a.: Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana _ iray na firenena na antoko:…tohiny
Filohalohana: (loha) a,: Fihamboana ho lohany, fisehoana ho mandidididy ny hala.
tohiny
Filolohavana: (boha) a.: Fitondrana zavatra eo ambon Io-ha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; f isahanana…tohiny
Filomanosana: (lona) a.: Fisosana amim-pahaizana ao anaty rano.
tohiny
Filomodomorana: (lomotra) a.: Fisehoana sosotsosotra, kitokitoina.
tohiny
Filomodomotra: (lomotra) a.: Toetran'ny olona milomodomotra, na sosotsosotra, kitokitoina.
tohiny
Filondolondo: (londolondo) a.: Toetran'ny olona na ny maso milondolondo, na sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory.…tohiny
Filondolondoana: (londolondo) a.: Fahasorisorena, fahavesabesaran!ny maso toa ta iratory.
tohiny
Filongoana: Trano filongoana (bongo) a.: Trano fivoriana mangingina hanaovana tetidratsY.
tohiny
Filonjehitra: (bonjehitra) a.: Toetra na fomban'ny hazo izay mitanondrika ny lohany noho ny voany manindry azy.
tohiny
