Litera F
Fisangaingy: a.: Toetran'ny zavatra misangaingy, miavosa, miavovona,
tohiny
Fisangazona: (sangazona) a,: Fomba entina misangazona, mihazona, mifikitra; fihazona, fifikitra.
tohiny
Fisangazonana: (sangazona) a.: Fihazonana, fifikfrana,
tohiny
Fisangelohana: (sangeloka) a.: Fisehoana ho hafa noho ny rehetra, fiangentsanana, hakevohana.
tohiny
Fisangeloka: (sangeloka) a.: Fomba entina misangeloka, miseho ho hafa noho ny rehetra, miangentsana.
tohiny
Fisangerenana: (sangerina) a.: Fandalovana dia fiverenana indray, fitamberenana; fiverimberenana.
tohiny
Fisangerina: (sangerina) a.: Toetran'ny zavatra na olona misangerina; na mandala. dia miverina indray, miverimberina.…tohiny
Fisangodina: (sangodina) a.: Fomba entina misangodina, na milrodinkodina eo an-toerana ihany; fomba entina mivezivezy,…tohiny
Fisangodinana: (sangodina) a.: Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan'ity tandrimo •Fivezivezéna,…tohiny
Fisangoeja: (sangoeja) a.: Toetran'ny olona misangoeja, na latsaka ao anatin'ny fahasahiranana lalina, voan'ny amparapaingo.…tohiny
Fisangoejana: (sangoeja) a.: Fahasahiranana izaitratra; amparapaingo.
tohiny
Fisangongo: (sangongo) a.: Toetran'ny zavatra misangongo, mivangongo, mitangorona.
tohiny
Fisangongoana: (sangongo) a.: Fita>?goronana, fivangongoana.
tohiny
Fisangorana: (sangotra) a.: Fiotazana vary ka salohy masaka no tsongoina amin'ny ta-nana na tapahina amin'ny antsy.…tohiny
Fisangotra: (sangotra) a,: Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin'ny tanana…tohiny
Fisantarana: (santatra) a.: Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin'ny alahady no fisantaran'Isambilo…tohiny
Fisantatra: (santatra) a.: Fomba entina misantatra na manao, mampiasa, mihinana zavatra voalohany.
tohiny
