Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisasa: (sasa) a.: Fomba entina misasa, midio. tohiny
Fisasahana: (sasaka) a.: Fizaranjavatra roa mitovy: Amin'ny fisasahan'ny taona, maous, tsara ny halavan'ny andro…tohiny
Fisasaka: (sasaka) a.: Toetran' ny zavatra mizara roa. tohiny
Fisasana: (sasa) a.: Fanadiovantena amin'ny rano, fidiovana. tohiny
Fisasarana: (sasatra) a.: Fiasana mafy, famizanan-tena; fisahiranana: Mba raiso re, tomPoko, it? fanomezana kely…tohiny
Fisasasasa: (sasasasa) a.: Faon' ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. tohiny
Fisasatra: (sasatra) a.: Fomban' ny olona misasatra, mamizan-tena, misahirana. tohiny
Fisasiana: (sasy) a.: Fanasiana sasiny, na teny kely mialoha mba hisarihana ny sain'ny olona. tohiny
Fisaso: (saso) a.: Fomba entina misaso, izany hoe misafosafo malefaka, manao teny mamy hitsapana ny hevitry…tohiny
Fisasoana: (saso) a.: Fisafosafoana malefaka; fanaovana teny mamy hitsapana ny hevitry ny sasany. tohiny
Fisasy: (sasy) a.: Fomba entina misasy na mandahatra amim-pahakingana mba hisarihana olona. tohiny
Fisatasata: (satasata) a.: Fomban'ny olona misatasata na manao zavatra amim-piavonavonana. tohiny
Fisatasatana: (satasata) a.: Fanaovan-javatra amim-piavonavonana, tohiny
Fisatendro: a.: Karazan-kazo madinika. tohiny
Fisatrasatra: (satrasatra) a.: Toetran'ny olona misatrasatra na miaina misefosef o. tohiny
Fisatrasatrana: (satrasatra) a.: Fiainana misefosefo: Mampanahiahy ahy izao fisatrosatran'ny marary izao. tohiny
Fisatriana: (satry) a.: Fanaovana araka ny sitraky ny fo. tohiny
Fisatrohana: (satroka) a.: Fanaovana satroka: Tsy fahalalam-pomba ny fisatrohana ao an-tranon'olona raha mivahiny…tohiny
Fisatroka: (satroka) a.: Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok'ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana…tohiny
Fisatrotrohana: (satrotro ka) a.: Fibinabinahana, fivindimbidinana matevintevina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.028