Litera F
Fisatrotroka: (satrotroka) a.: Toetran'ny tarehy sy ny hoditra misatrotroka na mivontovonto matevintevina.
tohiny
Fisatry: a.: Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana…tohiny
Fisavana: (sava) a.: Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay…tohiny
Fisavasava: (savasava) a. : Fomba, entina misavasava, mana-la na mampihataka izay manelingelina.
tohiny
Fisavasavana: (savasava) a.: Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana…tohiny
Fisavembena: (savembena) a.: Fomban'ny olona misavembena na mivezivezy, mivoivoy; toetran'ny zavatra misavilivily,…tohiny
Fisavembenana: (savembena) a.: Fivezivezena, fisaviliviliana.
tohiny
Fisavenavena: (savenavena) a.: Toetran'ny zavatra misokatra be, mitanatana, miveraka.
tohiny
Fisavenavenana: (savenavena) a.: Fisokafana be, fitanatanana, fiverahana.
tohiny
Fisaveravera: (saveravera) a.: Fomban'ny olona misaveravera, miakanjo mampihanja vatana, ratsy fitafy.
tohiny
Fisaveraverana: (saveravera) a.: Fiakanjoana mampihanja vatana.
tohiny
Fisavihana: (savika) a.: Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no…tohiny
Fisaviliana: (savily) a.: Fikivf-Iiviliana, fiolahana.
tohiny
Fisavoana: (savoana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin'ny habakabaka, misondrotra,…tohiny
Fisavoanana: (savoana) a.: Fiakarana ambony eny amin'ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); f…tohiny
Fisavorovoro: (savorovoro) a.: Fomba na toetran'ny zavatra misavorovoro, tsy milamina, mikorontana, misaritaka.
tohiny
Fisavorovoroana: (savorovoro) a.: Tsy filaminana, fikorpntanana, fisaritahana.
tohiny
