Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisindana: (sinda) a.: Fihatahana, fialana, fanalavitana; fisavana. tohiny
Fisingana: (singana)a.: Toetran' ny olona na zavatra misingana, mandeha ixery, miavaka amin'ny maro. tohiny
Fisinganana: (singana) a.: Fandehanana irery, fiavahana amin'ny maro. tohiny
Fisingorana: (singotra) a.: Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.…tohiny
Fisingotra: (singotra) a.: Toetran'izay tratra na voan'ny tadivavarana. tohiny
Fisintahana: (sintaka) a.: Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny uehivavy no manao fisintahana fa tsy…tohiny
Fisintaka: (sintaka) a: Fomban' ny vehivavy misintaka, miala ny tokantrano, misaraka amin'ny vadiny. tohiny
Fisintona: (sintona) a.: Fomban'ny zavatra misintona, mihemotra, mihena, mikainkona, tohiny
Fisintonana: (sintona) a.: Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana. ? Fihenana:…tohiny
Fisiontsiona: (siontsiona) a.: Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy ats? sy ar?, mihataka somary menamenatra fa…tohiny
Fisiontsionana: (siontsiona) a.: Fivezivezena ats? sy ary;fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina.…tohiny
Fisirana: (isitra) a.: Fandavana na tsy fahafaliana na fanesoana aza. tohiny
Fisisiana: (aisy) a.: Fanalana ny mivohibohitra amin'ny hazo fisaka. tohiny
Fisisika: (sisika) a.: Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana. ? Karazam-piravaka paingorina amin'ny…tohiny
Fisisy: (sisy) a.: Fomba entina misisy, manala ny mivohibohitra amin'ny hazo fisaka. tohiny
Fisitaonina: (fr. feston) a.: Haingon'akanjo amboradara misy kinifinifiny mivolantsinana. tohiny
Fisitisitiana: (sitisity) a.: Fandehanana mitikintikina, famindrana feno hakevohana. tohiny
Fisitisity: (sitisity) a.: Toetran' ny olona misitisity, mande-ha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. 1 Fandehanana…tohiny
Fisitra: (isitra) a.: Fomba entina misitra na manda, maneso manao hoe °isitra". tohiny
Fisitrahana: (sitraka) a.: Fihaikana, fihantsiana ady. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3936