Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera F
Fitsarapahana: (tsarapaka) a.: Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika:…tohiny
Fitsarapaka: (tsarapaka) a.: Toetran'ny olona mitsarapaka, izany hoe mianjera na mibolisatra tampoka ao anatY lavaka…tohiny
Fitsararaka: (tsararaka) a.: Toetran'ny akanga mitsararàka, feon'ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan'ny…tohiny
Fitsatohana: (tsatoka) a.: Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan'ny antsy eo amin'ny tendan'ny…tohiny
Fitsatoka: (tsatoka) a. :Toetran' ny zavatra mitsatoka, izany hoe milentika miraikitra tsy afa-mihetsika.
tohiny
Fitsatsaingona: (tsatsoingona) o.: Fomba entina mitsatsaingona, izany hoe mamonjy miteny raha mbola misY o10-na miteny.…tohiny
Fitsatsaingonana: (tsatsaingona) a.: Fanapahana tenin'olona mbola miteny, famonjena miteny raha mbola misy olona miteny.…tohiny
Fitsatsatsatsa: (tsatsatsatsa) a.: Toetran'ny menaka anendasana mipitripitrika noho izy voarara-drano.
tohiny
Fitsatsatsatsana: (tsatsatsatsa) a,: Fipitripitrihan'ny mena-ka anendasana voarara-drano. 1 Fitsaontsaom-bava, fikamentsonana.…tohiny
Fitsatsiahana: (tsatsiaka) a.: Faharovitan-javatra izay heno ny fitrlaranY.
tohiny
Fitsatsiaka: (tsatsiaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsatsiaka, izany hoe rovitra ka heno ny fitriarany.
tohiny
Fitsatsihana: (tsatsika) a.: Toetran'ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana. • H.o.: Famindroana…tohiny
Fitsatsika: (tsatsika) a.: Toetran'ny hena mitsatsika, izany hoe atao eo ambony afo.
tohiny
Fitsefahana: (tsefaka) a.: Fivakisana, fitresahana: Ny fitsefahan'ny uilany.
tohiny
Fitseforana: (tsefotra) a.: Fipoahana kely, fivoahan'ny rivotra voangona tampoka.
tohiny
Fitsefotra: (tsefotra) a.: Toetran'ny zavatra mitsefotra na mipoaka kely.
tohiny
Fitsehatseha: (tsehatseha) o.: Fihetsika milamina, miadana; fomba fandeha mailamailaka.
tohiny
Fitsehatsehana: (tsehatseha) a.: Fandehanana moramora, tsy mingodona na kely aza ary mailamailaka.
tohiny
Fitsehontsehona: (tsehontsehona) a.: Fomban'ny olona mitsehontsehona na mitsaontsaom-bava, tsy mahatambava.
tohiny
