Litera H

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Hamory: a.: Familiana sambo na fiara (fiarakodia, fiaramanidina...) amin'izay tiana handehanany. - t.i.f.: Hamorina f manamory, fanamorY, mpanamory l anamoriana, fanamoriana. Ahitsio
Hampitra: ft,: Fivelomana ho-mana ny an'ny olona, fivelomana amin'ny sasany. 1 t, i.f.: Mihampitra, fihampitra. Ahitsio
Hampy: a.: Fofon'amany. - F.-p.: Maimbo hampy: misy fofon'amany; andrenesana fofon'amany. Ahitsio
Hamy: a.: Tsiro tsara toy ny an'ny tantely na ny siramamy. - t.i.f.: Mamy 1 hamamy, hamamiana 1 mamimamy 1 manamamy, fanamamy, mpanamamy 1 anamamiana, fanamamiana / mankamamy, fankamamy, mpankamamy 1 ankamamiana, fankamamiana 1 mahamamy, Ahitsio
Hana: a.: Vola ampizanahina. - t.i.f : Hanaina, ahàna, voahana, tafahana 1 manàna, fanàna, mpanàna / ananàna, fananàna 1 ampananàna, fampananàna 1 mihana, fihana, mpihana / ihanàna, fihanàna, mampihana 1 mahahana I hanahana 1 mpampanàna. Ahitsio
Hanahana: a.: Fahasempotsem- Hal porana mila tsy ho avy miaina, • Fiatoana tsy mahita izay hatao noho ny hatsiaka, fa indrindra ny hafanana. Ahitsio
Hanaina: (hana) mt.ih. (hanao): Alaina na samborina misy zanany: Ohatrinona ny vola nohanainao? Ahitsio
Hanaka: a.: Fiparitahana (entimilaza rano na menaka). - t.i.f• : Ahanaka, voahanaka, tafahanaka I mihanaka, fihanaka, mpihanaka 1 ihanahana, fihanahana 1 hanakanaka 1 mananaka. Ahitsio
Hanana: Hananganana ft.: Toetran'ny zavatra tsy mamy tsy mangidy, na mangidy somary mamy. - t.i.f.: Manganana, mangananganana. Ahitsio
Hanankanana: a: Fitsobohanjavatra ao anaty rano, izay vonto nefs mitsinkafona. ~ Fiempoana. - t.i.f.: Ahanankanana, tafahanankanana 1 mihanankanana, fihanankanana 1 mampihanankanana. Ahitsio
Hanatra: a.: Aretina mivonto eo amin'ny fotonangy na eo amin'ny vozona. Ahitsio
handà:jereo [mandà], tsy manaiky Ahitsio
Handatra: p.t.: Misy tsiro somary maisatra amin'ny lela na amin'ny lanilany. 1 t.i.f.: Handatrandatra. Ahitsio
Handibaolina: (ffi: hand-ball)a.: Lalao fanatanjahan-tena mifanahatahaka amin'ny foty, samgy lalaovina amin'ny ta-nana fotsiny ihany kosa. Ahitsio
Handitra: a.: Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra. ? Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe er? io tovotahy io. i t.i.f.: Manditra, handitra. Ahitsio
Handra: (Br) a.: Tsiny, indrindra izay avy amin'ny ray aman-dreny natao tsinontsinona. Ahitsio
Handria: f.p.: Aoka ho tanteraka izany (teny avaly ireo fitanisanisana firarian-tsoa a-tao ho an'ny zaza forana). Ahitsio
Handrina: a.: Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin'ny tarehy, manomboka eo amin'ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin'ny fiandohan'ny volon-doha: Voadona ny handriko. é t, i,f.: Handrinina, ahandrina, voahandrina, tafabandrina f manandrina, fanandrina, mpanandrina / anandrinana, fanandrinana f mihandrina, fihandrina, mpihandrina / ihandrinana, fihandrinana I mahandrina / handrinkandrina / manandrinkandrina. - F,-p.: Ndondon-kandrina: manana handrina malalaka ary mitatao. / Fohy handrina: tery handrina fa tsy mba solampy na mazava ray. / Me-na handrina: entina milaza fahefana tsy matahotra hifanandrina. / Tampin-kandrina: ny handrina manoloana. / Manao an-kandrina: mandaha-teny ka teny tsy nomanina fa eo vao eritreretina no lazaina. f Handrin-tany: entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika. Ahitsio
Handrinina: (handrina) mt. ih. (handrino): Jerena tsara manatrika amin'ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy ka vaky nandositra Ahitsio
Handro: a,: Fanamasahana sakafo, fitanehana, • Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. - t.i.f.: Handroina, ahandroina, andrahoina, voahandro I mahandro, fahandro, mpahandro / ahandroana, andrahoana, fahandroana, fandrahoana 1 mahahandro, handrohandro f nahandro. Ahitsio