Litera J

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Japy:Fanararaotana (japy asa) mijapy asa mandeha fotsiny izy. Ahitsio
Japy: a: Karavasin'ny mpiandry omby, izay ataony amin'ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny. Ahitsio
Japy: a.: Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana. - t.i.f.: Japina, voajapY I mijapy, fiiapY, mpljapy I ijapfana,fijapiana. Ahitsio
Jarabaka: a.: Enti-milaza zavatra miditra malalaka be: Jarabaka ny lohanao ao anatin' ity satroka Ahitsio
Jaradona: a.: Fijoro mahitsy, mitsatoka (rehefa avy nianjera nikodingidingy, ohatra). 1 t.i,f.: Maradona, tafajaradona 1 manajaradona, fanajaradona, mpanajaradona / anajaradonana, fanajaradonana / mijaradona, fijaradona, mpijaradona / ijaradonana, fijaradonana 1 mahajaradona Ijaradondradona. Ahitsio
Jaraingiraingy: a.: Anarana o-mena ny kalalao (fer. Kadradraka, kalalao, akalabe). Ahitsio
Jaridina: a: Fijoro mahitsy tsara tsy mihetsika. - t.i.f.: Ajaridina, voajaridina, tafajaridina / manajaridina, fanajaridina / anajaridinana, fanajaridinana I mfjaridina, fijaridina, mpijar[dina / ijaridinana, fijaridinana / mahaiaridina / jaridindridina. Ahitsio
Jarika: a: Fjjoroana ela miandry. - t.i.f.: Ajarika, voajarika, tafajarika / manajarika, fanajarika, mpanajarika 1 anajarihana, fanajarihana / mijarika, fijarika, mpijarika / ijarihana, fijarihana I mahajarika 1 jarijarika. Ahitsio
Jarobo: a.: Vilany kely vava fa lalina aty toy ny nongo. ? P. t.: Lalina aty. Ahitsio
Jaroboka: a.: Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. i t.i.f.: Ajaroboka, voajaroboka, tafajaroboka / manajaroboka, fanajaroboka, mpanajaroboka / anajarobohana, fanajarobohana j mijaroboka, fijaroboka, mpijaroboka / ijarobohana, fijarobohana / mahajaroboka / jarobodroboka. Ahitsio
Jay: ft.: Avonavona, anjonanjona, fanesoana. Ahitsio
Jay: Jaijay a.: Fihetsika mie dinedina, miandranandrana sy miavona. - t.i.f : Mijaijay, fijaijay, mpijaijay / ijaijaiana, fijaijaiana / mahajaijay. Ahitsio
Jazy: a: Zavamaneno isan-karazany indray ampanenoin' olona maromaro, manao feon-kira misy feo toa tapatapaka tampotampoka, Ahitsio
Jea: jer. Jia. Ahitsio
Jebena: (jeby) p.t.: Maizina dia maizina. Ahitsio
Jebijeby: ft.: Niavian'ny hoe "manjebijeby": tondraka, feno morona. Ahitsio
Jebojebo: (Btm) a.: Anaran-kazandrano sahala amin'ny saridinina. jebojebo Ahitsio
Jeby: (vary) a.: Enti-milaza amin'ny faritany avaratra ny vary ambolena aorian'ny fahavokaran'ny vary asara (fahavaratra); ny vary ambolena amin'ny main-tany. Ahitsio
Jeby: p.t.: Sahirana, voahelingelina, voakorontana. 6 t.i. f.: Jebena. Ahitsio
Jedaka: na Jedana a: Famonoana ho faty tsy tra-drano. I t.i.f.: Ajedaka f manajedaka, fanajedaka, mpanajedaka / anajedahana, fanajedahana. Ahitsio