Litera L

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Leta: sy Letaleta p.t.: Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa. 1 tif : Miletaleta, filetaleta, mpiletaleta / iletaletana, filetaletana / mahaletaleta. Ahitsio
Letaka: ft.: Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony; fipetrapetrahana fotsiny any an-tranon'olona. - t.i.f.: Miletaka, filetaka, mpiletaka 1 mahaletaka I letadetaka. Ahitsio
Letamaso: o.: Ny zoron'ny hodimaso. Ahitsio
Letra: a.: Fampidirana an-keriny; fandentehana an-tery setra;fihinanana tafahoatra, fahavokisana hatenda é t. t. f.: Lerana, aletra, letrezana / voaletra, tafaletra l mandetra, fandetra, mpandetra I anderana, fanderana / miletra, filetra, mpiletra / ilerana, filerana 1 mahaletra 1 ledetra. Ahitsio
Letrezana: a.: Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin'izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain'olona Ahitsio
Letsena: (letsy) me ih. (letseo): Asaina mietry, etrena, ahena: Letseo amin'iny ny trosanao aie", amiko. Ahitsio
Letsy: a.: Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana. i Aletsy, letsena, voaletsy, tafaletsy 1 mandetsy, fandetsy, mpandetsy 1 andetsena, fandetsena 1 m'iletsy, filetsy, mpiletsy 1 iletsena, filetsena / mahaletsY 1 mitan• detsy 1 mitoletsy. * F.-p,: Letsin-trosa: fomba ifanaovan'ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan'ny olona amin'ny tena. Ahitsio
Letsy: na Lehitsy (ilay itsy) s. a: Ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana a! Ahitsio
Levenana: (levina) a.: Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty. • Ny zavatra rehetra enti-manana ny fandevenana ny olona maty. * F.-p.: Levenam-bola: vola notehirizin'ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany. • h.i.: Soa natao izay tokony handraisam-baliny. / Mihady levenam-bola: mampahatsiahy ny soa vitan'ny tena na ny havan'ny tena mba hahafahana amin'ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vite. Ahitsio
Levilevena: (leuilevy) mt. ih. (ieuileveo): Tezerana mafy. Ahitsio
Levilevy: a.: Teny lava atao ho fitezeran'olona ambany fifehezan'ny tena nahavita hadisoana. Ahitsio
Levina: (angl. levai) a: Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny nu,-rodons raha taira marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia. Ahitsio
Levina: a: Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan'ny hiaingany. - t.i.f : Levenana / alevina, voalevina 1 mandevina, fan-devina, mpandevina 1 andevenana, fandevenana 1 mile-vina. filevina, mpilevina I flevenana 1 mahalevina 1 levindevina. Ahitsio
Levina: a.: Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin'ny hazo. Ahitsio
Levona: p. t.: Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, ho-no, izao tontolo izao. • Lany: Levon'ny omby ny vartnay. • Simba: Levon'ny zanakao ny bokiko. • Lasaentona: Leuon-ko fofona ny kamifaoro. • Lasa tsy hita venty intsony toy ny sirs- latsaka ao anaty rano: Laurana tao anaty rano ny siramamy, 1 Voaovan'ny vavony: Tsy mbola leuona ny sakafonao ka aza mandro. - t.i.f.: Alevona, levonina 1 mandevona, fandevona, mpandevona 1 andevonana, fandevonana 1 mahalevona, le• vondevona. Ahitsio
Levonina: (levona) mt ih. (leoony): Atao fongana, tsy misy: Azon'Andriamanitra levonina izao tontolo izao. • Simbana: Noleuonin'lko to ny kilalaon-janako. • Bava-na, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin'ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo. • Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin'ny masoandro ny zauona / Levony ao anaty rano ny siramamy. • Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa Ahitsio
Levy: a: Famorivorin'ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso.. 6 Levena, alevy / mandevy, fandevy / andevena, fandevena I mpandevy I levilevy / alevilevy, levilevena, voalevilevy 1 mandevilevy, fandevilevy, mpandevilevy 1 andevilevena, fandevilevena 1 mahalevilevy. Ahitsio
Lezo: sy Lezolezo ft.: Lavamanify toy ny hiforitra. - t.i.f.: Milezolezo, filezole- zo 1 ilezolezoana, filezolezo- ana I malezolezo. Ahitsio
Lia: ft.: Niavian'ny hoe Malia. Ahitsio
Liaka: p.t: Tia loatra, mirehitra izaitslzy, matimaty amin' ny... - t.i.f.: Miliaka 1 iliahana, filiahana 1 mahaliaka 1 Radia-ka. Ahitsio