Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Misefosefo: (sefosefo) mt. s.: Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon'ny miakatra be ny hafanany. ¶ M.h.:…tohiny
Misehaka: (sehaka) mt. s.: Ma-ka fofon'aina mafy. tohiny
Misehaseha: (sehaseha) mt. s.: Sahisahy, miandranandrana mampiseho avona, mirehareha, tohiny
Misehatra: (sehatra) mt. s.: Mitsena: Aza misehatra tandrok'omby maranitra (fi-tan.) tohiny
Miseho: (seho) mt s. (misehoa): Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin'ny nanaovany izany…tohiny
Misehotra: (sehotra) rat. s.: Mai-ka erys, liana. tohiny
Miselaka: (selaka) mt. s.: Miendaka isan'elakelany, misilaka. tohiny
Miselatra: (selatra) mt. s. (mise-tara): Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny…tohiny
Miselisely: na Miseloselo (selisely) mt s.: Mandalo na mipetraka eo anoloan'olona mba hanelingelina azy. tohiny
Miselontselona: (selontselona) mt. s.: Mandalondalo, mivezivezy eo anoloan'olona. tohiny
Miselotselotra: (selotselotra) mt. s.: Misalovana ny raharahan'ny hafa, misisika amin' ny.,. tohiny
Misembana: (sembana) mt. s.: Mandalo miserana. tohiny
Misempotra: (sempotra) mt. s. (misempora): Misanehaka, miehakehaka. tohiny
Misendaka: (sendaka) mt. s. (misendaha): Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity. ? Miolonolona,…tohiny
Misendoatra: (sendoatra) mt. s.: Tezitra tafahoatra ny mety. tohiny
Misendrasendra: (sendrasendra) mt. s.: Mifanakaiky;efamby hifanaraka momba ny vidinjavatra iadiam-barotra. tohiny
Misenotsenoka: (senotsenoka) mt. s.: Variana, sahirana;miheninkenina; dibo-kafaliana. tohiny
Misento: (sento) mt. s. (misem toa): Mandefa sento: Misento lava io mahantra io, ? Miato kely: Nisento kely izahay…tohiny
Miserana: (serana) mt. s. (miseràna): Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany…tohiny
Misesika: (sesika) mt. p. (miseseha): Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao. 1 Fano:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0232