Litera M
Misinda: (sinda) mt. s. (misindà): Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha uao nilazako…tohiny
Misingotra: (singotra) mt. s.: Voafatotra: Voafingan'ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro.…tohiny
Misintaka: (sintaka) mt. s. (misintaha): Miasaraka amin'ny vadiny, miala amin'ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa…tohiny
Misintona: (sintona) mt s. (misintona): Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba…tohiny
Misionera: (fr. missionnaire) a,: Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany.…tohiny
Misiontsiona: (siontsiona) mt. s.: Mivezivezy ats? sy arg, ? Mandeha somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina:…tohiny
Misisika: (sisika) mt. s. (misisiha): Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin'izao raharaha rehetra izaa…tohiny
Misisy: (sisy) mt. s. na p.t.: Mikiky: Nisy voalavo nisisy an'ity mofo ity. ? Manitsy hazo fisaka amin'ny famaky,…tohiny
Misitisity: (sitisity) mt. s. na p. t. (misitisitia): Mandeha miridiridy, mitikintikina, kevokevoka.
tohiny
Misitra: (isitra) mt. s. (misira): Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza…tohiny
Misitraka: (sitraka) mt. s.: Mihaika, mihatsy namana hiady ka manddna azy kèly amin'ny tongotra ary manao hoe:…tohiny
Misitrika: (sitrika) mt. s. (misitriha): Milentika: Vonjeo fa nisitrika irY lakana. 1 Miditra, mitsofoka lalina:…tohiny
