Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mamosika: (bosika) mt.p.: Mitovy amin'ny Mabosibosika. Ahitsio
Mamositra: (fositra) mt.p. (mamosera): Mandoaka, mandavaka: Hain'ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin'ny homamanta. ? Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka a-fo Ikoto. Ahitsio
Mamositra: (vositra) mt.p.: Ma-'tala ny voa ao anatin'ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka. Ahitsio
Mamosotra: (vosotra) mt.p.: Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany. Ahitsio
Mamotafota: (fotafota) nit p.: Mamotsipotsika amin'ny fomba misolitiditfka. Ahitsio
Mamotaka: (fotaka) mt. P.: Mampanjary fotaka, marnetaka fotaka. Ahitsio
Mamotetaka: (fotetaka) mt. p.: Manasolitika, manasolotika. Ahitsio
Mamotika: na Manapotika (potika) mt.p. (mamoteha, manapoteha): Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto. Ahitsio
Mamotitra: (fotitra) mt.p. (mamotera): Mametraka zavatra mivadika, marnpifamadika: Misy maso lauitra mamo titra ny sarin'ny zavatra jerena aminy. 1 Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotiira anay mianadahy? Ahitsio
Mamotoana: (fotoana) mt.p. (mamotoàna): Manome fotoana: Mamotoana olona Ahitsio
Mamotofoto: (fotofoto) mt.p.: Manasavoritaka, manakorontana, manaparitaka tsy aralia ny tokony ho izy. Ahitsio
Mamototra: (fototra) mt.p. (mamotora): Mandray na m a• ka eo akaikin'ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka • Mandinika tsara, manadihady, mamalun faka: E fa nam oto tra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika Ahitsio
Mamotraka: na Manapotraka (potraka) mt.p. (mamotraha, manapotraha): Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy. Ahitsio
Mamotretrika: (votretrika) mt. p.: Mampifanongoa, manavosa tsy misy kitotony. Ahitsio
Mamotritrika: (votritrika) p.t: Ivl•ivonto, mibontsina. Ahitsio
Mamotrovotro: (votrovotro) p. t: Misy mivotrovotro, mamorofotra. Ahitsio
Mamotsaka: na Manapotsaka (potsaka) mt.p. (mamotsaha, manapotsaha): Manala hivoaka, manesotra, mamoaka. 1 lei.: Manatody. Ahitsio
Mamotsifotsy: (fotsy) mt.p. (mamotsifotsia): Manao tsinontsinona, manamavo, manfmbazimba. Ahitsio
Mamotsika: na Manapotsika (potsika) mt.p. (mamotseha, manapotseha): Manorotoro, manamontsana. Ahitsio
Mamotsitra: Manapotsitra (potsitra) mt.p. (mamotsira, manapotsira): Mandoaka, • Mamaky. ~ Mampiharihary, mamaky am-batolampy. Ahitsio